An-Najm · 40/62
Fandikana Fanononana — Surah An-Najm
وَأَنَّ سَعْيَهُ سَوْفَ يُرَىٰ ۝٤٠
Wa anna sa`yahoo sawfa yuraa
📖 Dikany Malagasy
Ary hamafisina, fa ny fiezahany dia haseho azy.

🎧 Henoy


📜 Andininy 38-42 — Surah An-Najm

38أَلَّا تَزِرُ وَازِرَةٌ وِزْرَ أُخْرَىٰ
Fa tsy hisy hizaka ny enta-mavesatry ny hafa,
39وَأَن لَّيْسَ لِلْإِنسَانِ إِلَّا مَا سَعَىٰ
Ary raha ny marina dia arakaraka izay fiezahan'ny olombelona ihany no azony.
40وَأَنَّ سَعْيَهُ سَوْفَ يُرَىٰ
Ary hamafisina, fa ny fiezahany dia haseho azy.
41ثُمَّ يُجْزَاهُ الْجَزَاءَ الْأَوْفَىٰ
Avy eo, dia homena valisoa feno tanteraka izy.
42وَأَنَّ إِلَىٰ رَبِّكَ الْمُنتَهَىٰ
Ary hamafisina , fa ho any amin’ny Tomponao avokoa ny zavatra rehetra.
An-NajmFizahan-takila Koraña
62Andininy
MeccanRevelation
40Andininy

Fandikana — An-Najm 40

Surah An-Najm Andininy 40 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary hamafisina, fa ny fiezahany dia haseho azy.

Surah Andininy 40/62 — Surah An-Najm النجم (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Najm Henoy, Surah An-Najm Fandikana, Surah An-Najm mp3, Surah An-Najm pdf. Andininy 38–42. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers