An-Najm · 41/62
Fandikana Fanononana — Surah An-Najm
ثُمَّ يُجْزَاهُ الْجَزَاءَ الْأَوْفَىٰ ۝٤١
Summa yujzaahul jazaaa `al awfaa
📖 Dikany Malagasy
Avy eo, dia homena valisoa feno tanteraka izy.

🎧 Henoy


📜 Andininy 39-43 — Surah An-Najm

39وَأَن لَّيْسَ لِلْإِنسَانِ إِلَّا مَا سَعَىٰ
Ary raha ny marina dia arakaraka izay fiezahan'ny olombelona ihany no azony.
40وَأَنَّ سَعْيَهُ سَوْفَ يُرَىٰ
Ary hamafisina, fa ny fiezahany dia haseho azy.
41ثُمَّ يُجْزَاهُ الْجَزَاءَ الْأَوْفَىٰ
Avy eo, dia homena valisoa feno tanteraka izy.
42وَأَنَّ إِلَىٰ رَبِّكَ الْمُنتَهَىٰ
Ary hamafisina , fa ho any amin’ny Tomponao avokoa ny zavatra rehetra.
43وَأَنَّهُ هُوَ أَضْحَكَ وَأَبْكَىٰ
Fa Izy no hampihomehy sy hampitomany.
An-NajmFizahan-takila Koraña
62Andininy
MeccanRevelation
41Andininy

Fandikana — An-Najm 41

Surah An-Najm Andininy 41 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Avy eo, dia homena valisoa feno tanteraka izy.

Surah Andininy 41/62 — Surah An-Najm النجم (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Najm Henoy, Surah An-Najm Fandikana, Surah An-Najm mp3, Surah An-Najm pdf. Andininy 39–43. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers