An-Najm · 42/62
Fandikana Fanononana — Surah An-Najm
وَأَنَّ إِلَىٰ رَبِّكَ الْمُنتَهَىٰ ۝٤٢
Wa anna ilaa rabbikal muntahaa
📖 Dikany Malagasy
Ary hamafisina , fa ho any amin’ny Tomponao avokoa ny zavatra rehetra.

🎧 Henoy


📜 Andininy 40-44 — Surah An-Najm

40وَأَنَّ سَعْيَهُ سَوْفَ يُرَىٰ
Ary hamafisina, fa ny fiezahany dia haseho azy.
41ثُمَّ يُجْزَاهُ الْجَزَاءَ الْأَوْفَىٰ
Avy eo, dia homena valisoa feno tanteraka izy.
42وَأَنَّ إِلَىٰ رَبِّكَ الْمُنتَهَىٰ
Ary hamafisina , fa ho any amin’ny Tomponao avokoa ny zavatra rehetra.
43وَأَنَّهُ هُوَ أَضْحَكَ وَأَبْكَىٰ
Fa Izy no hampihomehy sy hampitomany.
44وَأَنَّهُ هُوَ أَمَاتَ وَأَحْيَا
Ary Izy no mamono sy mamelona.
An-NajmFizahan-takila Koraña
62Andininy
MeccanRevelation
42Andininy

Fandikana — An-Najm 42

Surah An-Najm Andininy 42 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary hamafisina , fa ho any amin’ny Tomponao avokoa ny…

Surah Andininy 42/62 — Surah An-Najm النجم (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Najm Henoy, Surah An-Najm Fandikana, Surah An-Najm mp3, Surah An-Najm pdf. Andininy 40–44. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers