An-Najm · 43/62
Fandikana Fanononana — Surah An-Najm
وَأَنَّهُ هُوَ أَضْحَكَ وَأَبْكَىٰ ۝٤٣
Wa annahoo huwa adhaka wa abkaa
📖 Dikany Malagasy
Fa Izy no hampihomehy sy hampitomany.

🎧 Henoy


📜 Andininy 41-45 — Surah An-Najm

41ثُمَّ يُجْزَاهُ الْجَزَاءَ الْأَوْفَىٰ
Avy eo, dia homena valisoa feno tanteraka izy.
42وَأَنَّ إِلَىٰ رَبِّكَ الْمُنتَهَىٰ
Ary hamafisina , fa ho any amin’ny Tomponao avokoa ny zavatra rehetra.
43وَأَنَّهُ هُوَ أَضْحَكَ وَأَبْكَىٰ
Fa Izy no hampihomehy sy hampitomany.
44وَأَنَّهُ هُوَ أَمَاتَ وَأَحْيَا
Ary Izy no mamono sy mamelona.
45وَأَنَّهُ خَلَقَ الزَّوْجَيْنِ الذَّكَرَ وَالْأُنثَىٰ
Izy no nahary ireo mpivady tsirairay , lahy sy vavy.
An-NajmFizahan-takila Koraña
62Andininy
MeccanRevelation
43Andininy

Fandikana — An-Najm 43

Surah An-Najm Andininy 43 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Fa Izy no hampihomehy sy hampitomany.

Surah Andininy 43/62 — Surah An-Najm النجم (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Najm Henoy, Surah An-Najm Fandikana, Surah An-Najm mp3, Surah An-Najm pdf. Andininy 41–45. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers