Al-Qamar · 38/55
Fandikana Fanononana — Al-Qamar
وَلَقَدْ صَبَّحَهُم بُكْرَةً عَذَابٌ مُّسْتَقِرٌّ ۝٣٨
Wa laqad sabbahahum bukratan `azaabum mustaqirr
📖 Dikany Malagasy
Vao maraina dia azon’ny famaizana maharitra izy ireo.
🎧 Henoy

📜 Andininy 36-40 — Al-Qamar

36وَلَقَدْ أَنذَرَهُم بَطْشَتَنَا فَتَمَارَوْا بِالنُّذُرِ
Nampitandrina azy ireo ny amin’ny famaizana avy Aminay anefa izy. Saingy nampisalasala azy ireo ny fampitandremana.
37وَلَقَدْ رَاوَدُوهُ عَن ضَيْفِهِ فَطَمَسْنَا أَعْيُنَهُمْ فَذُوقُوا عَذَابِي وَنُذُرِ
Araka izany, dia nitady haka fanahy ireo vahinin'izy ireo, ka nataonay jamba ny masony : “Andramo ary ny Famaizako sy ny fampitandremako.”
38وَلَقَدْ صَبَّحَهُم بُكْرَةً عَذَابٌ مُّسْتَقِرٌّ
Vao maraina dia azon’ny famaizana maharitra izy ireo.
39فَذُوقُوا عَذَابِي وَنُذُرِ
Andramo àry ny famaizako sy ny fampitandremako.
40وَلَقَدْ يَسَّرْنَا الْقُرْآنَ لِلذِّكْرِ فَهَلْ مِن مُّدَّكِرٍ
Nataonay ho mora dinihina tokoa ny Koroany mba misy mieritreritra va ?
Al-QamarFizahan-takila Koraña
55Andininy
MeccanRevelation
38Andininy

Fandikana — Al-Qamar 38

Surah Al-Qamar Andininy 38 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Vao maraina dia azon’ny famaizana maharitra izy ireo.

Surah Andininy 38/55 — Al-Qamar القمر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Qamar Henoy, Al-Qamar Fandikana, Al-Qamar mp3, Al-Qamar pdf. Andininy 36–40. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers