Al-Waqi'ah · 88/96
Fandikana Fanononana — Surah Al-Waqi'ah
فَأَمَّا إِن كَانَ مِنَ الْمُقَرَّبِينَ ۝٨٨
Fa ammaaa in kaana minal muqarrabeen
📖 Dikany Malagasy
Fa raha isan’ireo manakaiky an’I Allah izy.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 86-90 — Surah Al-Waqi'ah

86فَلَوْلَا إِن كُنتُمْ غَيْرَ مَدِينِينَ
Ahoana àry, raha mino ianareo fa tsy ho tsaraina.
87تَرْجِعُونَهَا إِن كُنتُمْ صَادِقِينَ
No tsy averinareo izy, raha mpilaza ny marina tokoa ianareo ?
88فَأَمَّا إِن كَانَ مِنَ الْمُقَرَّبِينَ
Fa raha isan’ireo manakaiky an’I Allah izy.
89فَرَوْحٌ وَرَيْحَانٌ وَجَنَّتُ نَعِيمٍ
Dia hahazo fialan-tsasatra, sy hanitra, ary zaridainam-pahasambarana.
90وَأَمَّا إِن كَانَ مِنْ أَصْحَابِ الْيَمِينِ
Ary raha isan’ireo olon’ny an-kavanana izy.
Al-Waqi'ahFizahan-takila Koraña
96Andininy
MeccanRevelation
88Andininy

Fandikana — Al-Waqi'ah 88

Surah Al-Waqi'ah Andininy 88 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Fa raha isan’ireo manakaiky an’I Allah izy.

Surah Andininy 88/96 — Surah Al-Waqi'ah الواقعة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Waqi'ah Henoy, Surah Al-Waqi'ah Fandikana, Surah Al-Waqi'ah mp3, Surah Al-Waqi'ah pdf. Andininy 86–90. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Tuesday, September 29, 2026

Don't forget us in your sincere prayers