Al-Waqi'ah · 89/96
Fandikana Fanononana — Surah Al-Waqi'ah
فَرَوْحٌ وَرَيْحَانٌ وَجَنَّتُ نَعِيمٍ ۝٨٩
Farawhunw wa raihaa nunw wa jannatu na`eem
📖 Dikany Malagasy
Dia hahazo fialan-tsasatra, sy hanitra, ary zaridainam-pahasambarana.

🎧 Henoy


📜 Andininy 87-91 — Surah Al-Waqi'ah

87تَرْجِعُونَهَا إِن كُنتُمْ صَادِقِينَ
No tsy averinareo izy, raha mpilaza ny marina tokoa ianareo ?
88فَأَمَّا إِن كَانَ مِنَ الْمُقَرَّبِينَ
Fa raha isan’ireo manakaiky an’I Allah izy.
89فَرَوْحٌ وَرَيْحَانٌ وَجَنَّتُ نَعِيمٍ
Dia hahazo fialan-tsasatra, sy hanitra, ary zaridainam-pahasambarana.
90وَأَمَّا إِن كَانَ مِنْ أَصْحَابِ الْيَمِينِ
Ary raha isan’ireo olon’ny an-kavanana izy.
91فَسَلَامٌ لَّكَ مِنْ أَصْحَابِ الْيَمِينِ
(Dia hilaza hoe) : “ Fiadanana ho anao ! ”, avy amin’ireo olon’ny an-kavanana.
Al-Waqi'ahFizahan-takila Koraña
96Andininy
MeccanRevelation
89Andininy

Fandikana — Al-Waqi'ah 89

Surah Al-Waqi'ah Andininy 89 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Dia hahazo fialan-tsasatra, sy hanitra, ary zaridainam-pahasambarana.

Surah Andininy 89/96 — Surah Al-Waqi'ah الواقعة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Waqi'ah Henoy, Surah Al-Waqi'ah Fandikana, Surah Al-Waqi'ah mp3, Surah Al-Waqi'ah pdf. Andininy 87–91. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers