Al-Waqi'ah · 87/96
Fandikana Fanononana — Surah Al-Waqi'ah
تَرْجِعُونَهَا إِن كُنتُمْ صَادِقِينَ ۝٨٧
Tarji`oonahaaa in kuntum saadiqeen
📖 Dikany Malagasy
No tsy averinareo izy, raha mpilaza ny marina tokoa ianareo ?

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 85-89 — Surah Al-Waqi'ah

85وَنَحْنُ أَقْرَبُ إِلَيْهِ مِنكُمْ وَلَٰكِن لَّا تُبْصِرُونَ
Dia izahay no akaiky azy kokoa noho ianareo, saingy tsy hitanareo mihitsy.
86فَلَوْلَا إِن كُنتُمْ غَيْرَ مَدِينِينَ
Ahoana àry, raha mino ianareo fa tsy ho tsaraina.
87تَرْجِعُونَهَا إِن كُنتُمْ صَادِقِينَ
No tsy averinareo izy, raha mpilaza ny marina tokoa ianareo ?
88فَأَمَّا إِن كَانَ مِنَ الْمُقَرَّبِينَ
Fa raha isan’ireo manakaiky an’I Allah izy.
89فَرَوْحٌ وَرَيْحَانٌ وَجَنَّتُ نَعِيمٍ
Dia hahazo fialan-tsasatra, sy hanitra, ary zaridainam-pahasambarana.
Al-Waqi'ahFizahan-takila Koraña
96Andininy
MeccanRevelation
87Andininy

Fandikana — Al-Waqi'ah 87

Surah Al-Waqi'ah Andininy 87 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : No tsy averinareo izy, raha mpilaza ny marina tokoa ianareo…

Surah Andininy 87/96 — Surah Al-Waqi'ah الواقعة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Waqi'ah Henoy, Surah Al-Waqi'ah Fandikana, Surah Al-Waqi'ah mp3, Surah Al-Waqi'ah pdf. Andininy 85–89. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Tuesday, September 29, 2026

Don't forget us in your sincere prayers