Al-An'am · 109/165
Fandikana Fanononana — Al-An'am
وَأَقْسَمُوا بِاللَّهِ جَهْدَ أَيْمَانِهِمْ لَئِن جَاءَتْهُمْ آيَةٌ لَّيُؤْمِنُنَّ بِهَا ۚ قُلْ إِنَّمَا الْآيَاتُ عِندَ اللَّهِ ۖ وَمَا يُشْعِرُكُمْ أَنَّهَا إِذَا جَاءَتْ لَا يُؤْمِنُونَ ۝١٠٩
Wa aqsamoo billaahi jahda aimaanihim la`in jaaa`at hum Aayatul la yu`minunna bihaa; qul innamal Aayaatu `indal laahi wa maa yush`irukum annahaaa izaa jaaa`at laa yu`minoon
📖 Dikany Malagasy
Ary mianiana amin’I Allah izy ireo eram-po tamin’ireo finianany, raha misy fahagagana tonga amin’izy ireo dia tena hino izany izy ireo. Teneno hoe : “Tena marina fa ireo fahagagana dia miankina amin’I Allah”. Ary inona àry no ahatsapanareo (ry mpino) raha tonga tokoa izany, dia tsy hino ihany izy ireo ?
🎧 Henoy

📜 Andininy 107-111 — Al-An'am

107وَلَوْ شَاءَ اللَّهُ مَا أَشْرَكُوا ۗ وَمَا جَعَلْنَاكَ عَلَيْهِمْ حَفِيظًا ۖ وَمَا أَنتَ عَلَيْهِم بِوَكِيلٍ
Ary raha sitrak’I Allah dia tsy nanakambana Azy amin’ny zavatra hafa izy ireo. Tsy nataonay ho Mpiambina Ianao amin’izy ireo, ary Ianao dia tsy Mpiantoka azy ireo.
108وَلَا تَسُبُّوا الَّذِينَ يَدْعُونَ مِن دُونِ اللَّهِ فَيَسُبُّوا اللَّهَ عَدْوًا بِغَيْرِ عِلْمٍ ۗ كَذَٰلِكَ زَيَّنَّا لِكُلِّ أُمَّةٍ عَمَلَهُمْ ثُمَّ إِلَىٰ رَبِّهِم مَّرْجِعُهُمْ فَيُنَبِّئُهُم بِمَا كَانُوا يَعْمَلُونَ
Ary aoka ianareo tsy hanompa ireo izay antsoin’izy ireo ankoatr’i Allah, ka hanompa Allah amim-pankahalana (amim-pietraketrahana) ao anaty tsy fahalalana izy ireo. Tahaka izany koa, nohatsarainay tamin’ny vahoaka tsirairay ny asany ary any amin’ny Tompon’izy ireo no fiverenan’izy ireo, ka ho lazainy azy ireo ny asa rehetra izay nataony.
109وَأَقْسَمُوا بِاللَّهِ جَهْدَ أَيْمَانِهِمْ لَئِن جَاءَتْهُمْ آيَةٌ لَّيُؤْمِنُنَّ بِهَا ۚ قُلْ إِنَّمَا الْآيَاتُ عِندَ اللَّهِ ۖ وَمَا يُشْعِرُكُمْ أَنَّهَا إِذَا جَاءَتْ لَا يُؤْمِنُونَ
Ary mianiana amin’I Allah izy ireo eram-po tamin’ireo finianany, raha misy fahagagana tonga amin’izy ireo dia tena hino izany izy ireo. Teneno hoe : “Tena marina fa ireo fahagagana dia miankina amin’I Allah”. Ary inona àry no ahatsapanareo (ry mpino) raha tonga tokoa izany, dia tsy hino ihany izy ireo ?
110وَنُقَلِّبُ أَفْئِدَتَهُمْ وَأَبْصَارَهُمْ كَمَا لَمْ يُؤْمِنُوا بِهِ أَوَّلَ مَرَّةٍ وَنَذَرُهُمْ فِي طُغْيَانِهِمْ يَعْمَهُونَ
Avadikay ny fon’izy ireo sy ny mason’izy ireo noho izy ireo tsy nino izany tamin’ny voalohany ary avelanay handeha amin’ny hajambana izy ireo nohon'ny fihoaram-pefiny.
111۞ وَلَوْ أَنَّنَا نَزَّلْنَا إِلَيْهِمُ الْمَلَائِكَةَ وَكَلَّمَهُمُ الْمَوْتَىٰ وَحَشَرْنَا عَلَيْهِمْ كُلَّ شَيْءٍ قُبُلًا مَّا كَانُوا لِيُؤْمِنُوا إِلَّا أَن يَشَاءَ اللَّهُ وَلَٰكِنَّ أَكْثَرَهُمْ يَجْهَلُونَ
Ary raha nampidina Anjely maro tamin’izy ireo Izahay ,ka niresaka tamin’izy ireo ny maty ,ary navorinay teo anatrehan’izy ireo ny zava-drehetra ,dia tsy nino izy ireo raha tsy sitrak’I Allah. Kanefa ny ankamaroan’izy ireo dia minia tsy mahafantatra.
Al-An'amFizahan-takila Koraña
165Andininy
MeccanRevelation
109Andininy

Fandikana — Al-An'am 109

Surah Al-An'am Andininy 109 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary mianiana amin’I Allah izy ireo eram-po tamin’ireo finianany, raha…

Surah Andininy 109/165 — Al-An'am الأنعام (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-An'am Henoy, Al-An'am Fandikana, Al-An'am mp3, Al-An'am pdf. Andininy 107–111. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers