Al-An'am · 149/165
Fandikana Fanononana — Al-An'am
قُلْ فَلِلَّهِ الْحُجَّةُ الْبَالِغَةُ ۖ فَلَوْ شَاءَ لَهَدَاكُمْ أَجْمَعِينَ ١٤٩
Transliteration
Qul falillaahil hujjatul baalighatu falaw shaaa`a lahadaakum ajma`een
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Teneno hoe : “An’I Allah ny porofo avo lenta, raha sitrany dia tena notarihiny lalana ianareo rehetra.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 147-151 — Al-An'am
147فَإِن كَذَّبُوكَ فَقُل رَّبُّكُمْ ذُو رَحْمَةٍ وَاسِعَةٍ وَلَا يُرَدُّ بَأْسُهُ عَنِ الْقَوْمِ الْمُجْرِمِينَ
Ary raha nampandainga Anao izy ireo, dia teneno hoe : “Ny Tomponareo dia manana indrafo be dia be kanefa tsy ho voasakana ny hatezerany amin’ireo vahoaka mpanao heloka bevava.
148سَيَقُولُ الَّذِينَ أَشْرَكُوا لَوْ شَاءَ اللَّهُ مَا أَشْرَكْنَا وَلَا آبَاؤُنَا وَلَا حَرَّمْنَا مِن شَيْءٍ ۚ كَذَٰلِكَ كَذَّبَ الَّذِينَ مِن قَبْلِهِمْ حَتَّىٰ ذَاقُوا بَأْسَنَا ۗ قُلْ هَلْ عِندَكُم مِّنْ عِلْمٍ فَتُخْرِجُوهُ لَنَا ۖ إِن تَتَّبِعُونَ إِلَّا الظَّنَّ وَإِنْ أَنتُمْ إِلَّا تَخْرُصُونَ
Hiteny ireo izay nanakambana an'I Allah amin’ny zavatra hafa manao hoe : “Raha sitrak’I Allah dia tsy nanakambana Azy amin’ny zavatra hafa izahay sy ireo raibenay teo aloha, ary tsy nampifady na inona inona izahay”. Tahaka izany koa no nampandaingan’ireo izay teo alohan’izy ireo (ireo Iraka) mandra-panandraman’izy ireo ny hatezeranay. Teneno hoe : “Moa ve misy sombim-pahalalana ianareo ka avokanareo ho anay izany ? Tsy manaraka ianareo afa-tsy ny vinavina, ary tsy manao ianareo afa-tsy ny famoronan-dainga”.
149قُلْ فَلِلَّهِ الْحُجَّةُ الْبَالِغَةُ ۖ فَلَوْ شَاءَ لَهَدَاكُمْ أَجْمَعِينَ
Teneno hoe : “An’I Allah ny porofo avo lenta, raha sitrany dia tena notarihiny lalana ianareo rehetra.
150قُلْ هَلُمَّ شُهَدَاءَكُمُ الَّذِينَ يَشْهَدُونَ أَنَّ اللَّهَ حَرَّمَ هَٰذَا ۖ فَإِن شَهِدُوا فَلَا تَشْهَدْ مَعَهُمْ ۚ وَلَا تَتَّبِعْ أَهْوَاءَ الَّذِينَ كَذَّبُوا بِآيَاتِنَا وَالَّذِينَ لَا يُؤْمِنُونَ بِالْآخِرَةِ وَهُم بِرَبِّهِمْ يَعْدِلُونَ
Teneno hoe : “Ento aty ireo vavolombelonareo izay hijoro ho vavolombelona fa Allah tokoa no nandrara izany”. Raha mijoro vavolombelona izy ireo, dia aza mijoro vavolombelona miaraka amin’izy ireo Ianao, ary Ianao aza manaraka ireo hetahetam-pon’ireo izay milaza fa lainga ireo famantaranay sy ireo izay tsy mino ny fiainana any ankoatra, ary izy ireo dia mampitovy ny Tompony amin’ny zavatra hafa.
151۞ قُلْ تَعَالَوْا أَتْلُ مَا حَرَّمَ رَبُّكُمْ عَلَيْكُمْ ۖ أَلَّا تُشْرِكُوا بِهِ شَيْئًا ۖ وَبِالْوَالِدَيْنِ إِحْسَانًا ۖ وَلَا تَقْتُلُوا أَوْلَادَكُم مِّنْ إِمْلَاقٍ ۖ نَّحْنُ نَرْزُقُكُمْ وَإِيَّاهُمْ ۖ وَلَا تَقْرَبُوا الْفَوَاحِشَ مَا ظَهَرَ مِنْهَا وَمَا بَطَنَ ۖ وَلَا تَقْتُلُوا النَّفْسَ الَّتِي حَرَّمَ اللَّهُ إِلَّا بِالْحَقِّ ۚ ذَٰلِكُمْ وَصَّاكُم بِهِ لَعَلَّكُمْ تَعْقِلُونَ
Teneno hoe : “Tongava ianareo hilazako izay noraran’ny Tomponareo aminareo, aza manakambana zavatra Aminy (Allah) ianareo, ary manaova soa amin’ireo Ray aman-dreny, ary aza mamono ireo zanakareo ianareo nohon'ny fahantrana, Izahay no manome anareo anjara sy izy ireo, ary aza manatona ny asa vetaveta ianareo na ny miharihary amin’izany na ny miafina, ary aza mamono olona izay noraran’I Allah afa-tsy amin’ny rariny ianareo, izany no nanafarany anareo, angamba hisaina ianareo.
Al-An'amFizahan-takila Koraña
165Andininy
MeccanRevelation
149Andininy
Fandikana — Al-An'am 149
Surah Al-An'am Andininy 149 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Teneno hoe : “An’I Allah ny porofo avo lenta, raha…Surah Andininy 149/165 — Al-An'am الأنعام (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-An'am Henoy, Al-An'am Fandikana, Al-An'am mp3, Al-An'am pdf. Andininy 147–151. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








