Al-An'am · 76/165
Fandikana Fanononana — Al-An'am
فَلَمَّا جَنَّ عَلَيْهِ اللَّيْلُ رَأَىٰ كَوْكَبًا ۖ قَالَ هَٰذَا رَبِّي ۖ فَلَمَّا أَفَلَ قَالَ لَا أُحِبُّ الْآفِلِينَ ٧٦
Transliteration
Falammaa janna `alaihil lailu ra aa kawkabaan qaala haaza Rabbee falammaaa afala qaala laaa uhibbul aafileen
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Rehefa nanarona Azy ny alina dia nahita kintana izy ka niteny nanao hoe : “Ity no Tompoko !” Rehefa nanjavona izany dia niteny izy nanao hoe : “Tsy tia izay rehetra manjavona aho”.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 74-78 — Al-An'am
74۞ وَإِذْ قَالَ إِبْرَاهِيمُ لِأَبِيهِ آزَرَ أَتَتَّخِذُ أَصْنَامًا آلِهَةً ۖ إِنِّي أَرَاكَ وَقَوْمَكَ فِي ضَلَالٍ مُّبِينٍ
Ary rehefa niteny i Abrahama tamin’i Azara rainy nanao hoe : “Raisinao ho Tompo ve ireo sampy ? Hamafisiko,izaho tena mahita anao sy ny vahoakanao ao anaty fahaverezana miharihary”.
75وَكَذَٰلِكَ نُرِي إِبْرَاهِيمَ مَلَكُوتَ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ وَلِيَكُونَ مِنَ الْمُوقِنِينَ
Ary tahaka izany no nanehoanay tamin’ i Abrahama ny fanjakan’ireo lanitra sy ny tany, ary mba ho anisan’ireo mpino mahatoky tanteraka Izy.
76فَلَمَّا جَنَّ عَلَيْهِ اللَّيْلُ رَأَىٰ كَوْكَبًا ۖ قَالَ هَٰذَا رَبِّي ۖ فَلَمَّا أَفَلَ قَالَ لَا أُحِبُّ الْآفِلِينَ
Rehefa nanarona Azy ny alina dia nahita kintana izy ka niteny nanao hoe : “Ity no Tompoko !” Rehefa nanjavona izany dia niteny izy nanao hoe : “Tsy tia izay rehetra manjavona aho”.
77فَلَمَّا رَأَى الْقَمَرَ بَازِغًا قَالَ هَٰذَا رَبِّي ۖ فَلَمَّا أَفَلَ قَالَ لَئِن لَّمْ يَهْدِنِي رَبِّي لَأَكُونَنَّ مِنَ الْقَوْمِ الضَّالِّينَ
Rehefa nahita ny volana niseho Izy dia niteny nanao hoe : “Ity no Tompoko !” Rehefa nanjavona izany dia niteny Izy nanao hoe : “Raha tsy mitari-dàlana ahy ny Tompoko dia tena ho anisan’ireo vahoaka very làlana”.
78فَلَمَّا رَأَى الشَّمْسَ بَازِغَةً قَالَ هَٰذَا رَبِّي هَٰذَا أَكْبَرُ ۖ فَلَمَّا أَفَلَتْ قَالَ يَا قَوْمِ إِنِّي بَرِيءٌ مِّمَّا تُشْرِكُونَ
Rehefa nahita ny masoandro niposaka Izy dia niteny nanao hoe : “Ity no Tompoko ! Ity no lehibe indrindra !”. Rehefa nilentika izany dia niteny Izy nanao hoe : “Oh ry vahoakako ! Izaho dia tena mitsipaka izay rehetra akambanareo.
Al-An'amFizahan-takila Koraña
165Andininy
MeccanRevelation
76Andininy
Fandikana — Al-An'am 76
Surah Al-An'am Andininy 76 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Rehefa nanarona Azy ny alina dia nahita kintana izy ka…Surah Andininy 76/165 — Al-An'am الأنعام (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-An'am Henoy, Al-An'am Fandikana, Al-An'am mp3, Al-An'am pdf. Andininy 74–78. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








