Al-Haqqah · 46/52
Fandikana Fanononana — Surah Al-Haqqah
ثُمَّ لَقَطَعْنَا مِنْهُ الْوَتِينَ ۝٤٦
Summa laqata`naa minhul wateen
📖 Dikany Malagasy
Avy eo dia notapahanay ny lalan-drà lehibe taminy (mifandray amin’ny fo).

🎧 Henoy


📜 Andininy 44-48 — Surah Al-Haqqah

44وَلَوْ تَقَوَّلَ عَلَيْنَا بَعْضَ الْأَقَاوِيلِ
Ka raha namorona teny hafa izy, nitenenany Anay.
45لَأَخَذْنَا مِنْهُ بِالْيَمِينِ
Dia noraisinay tamin’ny tanana an-kavanana izy.
46ثُمَّ لَقَطَعْنَا مِنْهُ الْوَتِينَ
Avy eo dia notapahanay ny lalan-drà lehibe taminy (mifandray amin’ny fo).
47فَمَا مِنكُم مِّنْ أَحَدٍ عَنْهُ حَاجِزِينَ
Ka tsy nisy afaka niaro azy ianareo.
48وَإِنَّهُ لَتَذْكِرَةٌ لِّلْمُتَّقِينَ
Hamafisina, fa fampahatsiarovana ho an’ireo vontom-pinoana izany.
Al-HaqqahFizahan-takila Koraña
52Andininy
MeccanRevelation
46Andininy

Fandikana — Al-Haqqah 46

Surah Al-Haqqah Andininy 46 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Avy eo dia notapahanay ny lalan-drà lehibe taminy (mifandray amin’ny…

Surah Andininy 46/52 — Surah Al-Haqqah الحاقة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Haqqah Henoy, Surah Al-Haqqah Fandikana, Surah Al-Haqqah mp3, Surah Al-Haqqah pdf. Andininy 44–48. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers