Al-Haqqah · 45/52
Fandikana Fanononana — Surah Al-Haqqah
لَأَخَذْنَا مِنْهُ بِالْيَمِينِ ۝٤٥
La-akhaznaa minhu bilyameen
📖 Dikany Malagasy
Dia noraisinay tamin’ny tanana an-kavanana izy.

🎧 Henoy


📜 Andininy 43-47 — Surah Al-Haqqah

43تَنزِيلٌ مِّن رَّبِّ الْعَالَمِينَ
Fanambarana avy amin’ny Tompon’izao tontolo izao izany.
44وَلَوْ تَقَوَّلَ عَلَيْنَا بَعْضَ الْأَقَاوِيلِ
Ka raha namorona teny hafa izy, nitenenany Anay.
45لَأَخَذْنَا مِنْهُ بِالْيَمِينِ
Dia noraisinay tamin’ny tanana an-kavanana izy.
46ثُمَّ لَقَطَعْنَا مِنْهُ الْوَتِينَ
Avy eo dia notapahanay ny lalan-drà lehibe taminy (mifandray amin’ny fo).
47فَمَا مِنكُم مِّنْ أَحَدٍ عَنْهُ حَاجِزِينَ
Ka tsy nisy afaka niaro azy ianareo.
Al-HaqqahFizahan-takila Koraña
52Andininy
MeccanRevelation
45Andininy

Fandikana — Al-Haqqah 45

Surah Al-Haqqah Andininy 45 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Dia noraisinay tamin’ny tanana an-kavanana izy.

Surah Andininy 45/52 — Surah Al-Haqqah الحاقة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Haqqah Henoy, Surah Al-Haqqah Fandikana, Surah Al-Haqqah mp3, Surah Al-Haqqah pdf. Andininy 43–47. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers