Al-A'raf · 135/206
Fandikana Fanononana — Al-A'raf
فَلَمَّا كَشَفْنَا عَنْهُمُ الرِّجْزَ إِلَىٰ أَجَلٍ هُم بَالِغُوهُ إِذَا هُمْ يَنكُثُونَ ۝١٣٥
Falammaa kashafnaa `anhumur rijza ilaaa ajalin hum baalighoohu izaa hum yankusoon
📖 Dikany Malagasy
Ka rehefa nesorinay tamin’izy ireo ny sazy ho amin’ny fotoana farany izay tratran’izy ireo, dia indro fa nivadika tamin’ny fanekena izy ireo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 133-137 — Al-A'raf

133فَأَرْسَلْنَا عَلَيْهِمُ الطُّوفَانَ وَالْجَرَادَ وَالْقُمَّلَ وَالضَّفَادِعَ وَالدَّمَ آيَاتٍ مُّفَصَّلَاتٍ فَاسْتَكْبَرُوا وَكَانُوا قَوْمًا مُّجْرِمِينَ
Nalefanay tamin’izy ireo ny tondra-drano, ny valala, ny hao, sy ny sahona, ny rà, ho porofo mazava. Nefa nampitombo ny fiavonavonan'izy ireo izany, ka nijanona ho vahoaka mpanao heloka ihany izy ireo.
134وَلَمَّا وَقَعَ عَلَيْهِمُ الرِّجْزُ قَالُوا يَا مُوسَى ادْعُ لَنَا رَبَّكَ بِمَا عَهِدَ عِندَكَ ۖ لَئِن كَشَفْتَ عَنَّا الرِّجْزَ لَنُؤْمِنَنَّ لَكَ وَلَنُرْسِلَنَّ مَعَكَ بَنِي إِسْرَائِيلَ
Rehefa nihatra tamin’izy ireo ny sazy dia niteny izy ireo nanao hoe : “O ry Mosesy ! Mangataha ianao ho anay amin’ny Tomponao amin’ny fifanekena izay nomeny anao. Raha esorinao aminay tokoa ny sazy dia tena hino Anao izahay, ary alefanay hiaraka Aminao ireo zanak’Israely”.
135فَلَمَّا كَشَفْنَا عَنْهُمُ الرِّجْزَ إِلَىٰ أَجَلٍ هُم بَالِغُوهُ إِذَا هُمْ يَنكُثُونَ
Ka rehefa nesorinay tamin’izy ireo ny sazy ho amin’ny fotoana farany izay tratran’izy ireo, dia indro fa nivadika tamin’ny fanekena izy ireo.
136فَانتَقَمْنَا مِنْهُمْ فَأَغْرَقْنَاهُمْ فِي الْيَمِّ بِأَنَّهُمْ كَذَّبُوا بِآيَاتِنَا وَكَانُوا عَنْهَا غَافِلِينَ
Noho izany dia namaly azy ireo Izahay; ka narendrikay tao anatin'ny ranomasina izy ireo, satria izy ireo dia nilaza fa lainga ireo famantarana avy taminay ary tsy niraharaha izany izy ireo.
137وَأَوْرَثْنَا الْقَوْمَ الَّذِينَ كَانُوا يُسْتَضْعَفُونَ مَشَارِقَ الْأَرْضِ وَمَغَارِبَهَا الَّتِي بَارَكْنَا فِيهَا ۖ وَتَمَّتْ كَلِمَتُ رَبِّكَ الْحُسْنَىٰ عَلَىٰ بَنِي إِسْرَائِيلَ بِمَا صَبَرُوا ۖ وَدَمَّرْنَا مَا كَانَ يَصْنَعُ فِرْعَوْنُ وَقَوْمُهُ وَمَا كَانُوا يَعْرِشُونَ
Ary nampandovanay ireo vahoaka, izay niharan’ny tsindry hazo lena, ny atsinanan’ny tany sy ny andrefany, izay efa nosoavinay ny aminy. Ary tanteraka tamin’ireo zanak’Israely ny teny mahafinaritra indrindra avy amin’ny Tomponao noho izy ireo maharitra. Ary nopotehinay izay rehetra nataon’i Faraona sy ny vahoakany sy izay natsangan’izy ireo.
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
135Andininy

Fandikana — Al-A'raf 135

Surah Al-A'raf Andininy 135 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ka rehefa nesorinay tamin’izy ireo ny sazy ho amin’ny fotoana…

Surah Andininy 135/206 — Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-A'raf Henoy, Al-A'raf Fandikana, Al-A'raf mp3, Al-A'raf pdf. Andininy 133–137. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers