Al-A'raf · 63/206
Fandikana Fanononana — Surah Al-A'raf
أَوَعَجِبْتُمْ أَن جَاءَكُمْ ذِكْرٌ مِّن رَّبِّكُمْ عَلَىٰ رَجُلٍ مِّنكُمْ لِيُنذِرَكُمْ وَلِتَتَّقُوا وَلَعَلَّكُمْ تُرْحَمُونَ ۝٦٣
awa`ajibtum an jaaa`akum zikrum mir Rabbikum `alaa rajulim minkum liyunzirakum wa litattaqoo wa la`allakum turhamoon
📖 Dikany Malagasy
Moa ve gaga ianareo raha tonga aminareo ny fampatsiahivana avy amin’ny Tomponareo izay nentin’ny olona iray taminareo, mba hampitandrina sy hahatonga anareo hatahotra ary angamba ho aminareo ny famindram-po”.

🎧 Henoy


📜 Andininy 61-65 — Surah Al-A'raf

61قَالَ يَا قَوْمِ لَيْسَ بِي ضَلَالَةٌ وَلَٰكِنِّي رَسُولٌ مِّن رَّبِّ الْعَالَمِينَ
Niteny izy nanao hoe : “Ry vahoakako ! Tsy ao anaty fahaverezana Aho, fa Izaho kosa dia Iraka avy amin’ny Tompon’izao Tontolo izao.
62أُبَلِّغُكُمْ رِسَالَاتِ رَبِّي وَأَنصَحُ لَكُمْ وَأَعْلَمُ مِنَ اللَّهِ مَا لَا تَعْلَمُونَ
Mampita aminareo ireo hafatry ny Tompoko aho sy mananatra anareo, ary mahafantatra avy amin’I Allah izay tsy fantatrareo Aho.
63أَوَعَجِبْتُمْ أَن جَاءَكُمْ ذِكْرٌ مِّن رَّبِّكُمْ عَلَىٰ رَجُلٍ مِّنكُمْ لِيُنذِرَكُمْ وَلِتَتَّقُوا وَلَعَلَّكُمْ تُرْحَمُونَ
Moa ve gaga ianareo raha tonga aminareo ny fampatsiahivana avy amin’ny Tomponareo izay nentin’ny olona iray taminareo, mba hampitandrina sy hahatonga anareo hatahotra ary angamba ho aminareo ny famindram-po”.
64فَكَذَّبُوهُ فَأَنجَيْنَاهُ وَالَّذِينَ مَعَهُ فِي الْفُلْكِ وَأَغْرَقْنَا الَّذِينَ كَذَّبُوا بِآيَاتِنَا ۚ إِنَّهُمْ كَانُوا قَوْمًا عَمِينَ
Ka nataon’izy ireo ho mpandainga Izy. Ka navotanay Izy sy ireo izay niaraka taminy tao anaty sambo fiara, ary narendrikay kosa ireo izay nilaza fa lainga ny famantaranay. Marina fa vahoaka jamba tokoa izy ireo.
65۞ وَإِلَىٰ عَادٍ أَخَاهُمْ هُودًا ۗ قَالَ يَا قَوْمِ اعْبُدُوا اللَّهَ مَا لَكُم مِّنْ إِلَٰهٍ غَيْرُهُ ۚ أَفَلَا تَتَّقُونَ
Ary nalefa tamin’ny foko Aad ny ralahin’izy ireo Hod, dia niteny Izy hoe : “Ry vahoakako! Tompoinareo i Allah. Tsy manana Zanahary hafa ianareo ankoatr'Azy. Moa ve tsy hanana fatahorana ianareo?”
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
63Andininy

Fandikana — Al-A'raf 63

Surah Al-A'raf Andininy 63 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Moa ve gaga ianareo raha tonga aminareo ny fampatsiahivana avy…

Surah Andininy 63/206 — Surah Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-A'raf Henoy, Surah Al-A'raf Fandikana, Surah Al-A'raf mp3, Surah Al-A'raf pdf. Andininy 61–65. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers