Al-A'raf · 62/206
Fandikana Fanononana — Al-A'raf
أُبَلِّغُكُمْ رِسَالَاتِ رَبِّي وَأَنصَحُ لَكُمْ وَأَعْلَمُ مِنَ اللَّهِ مَا لَا تَعْلَمُونَ ۝٦٢
Uballighukum Risaalaati Rabbee wa ansahu lakum wa a`lamu minal laahi maa laa ta`lamoon
📖 Dikany Malagasy
Mampita aminareo ireo hafatry ny Tompoko aho sy mananatra anareo, ary mahafantatra avy amin’I Allah izay tsy fantatrareo Aho.

🎧 Henoy


📜 Andininy 60-64 — Al-A'raf

60قَالَ الْمَلَأُ مِن قَوْمِهِ إِنَّا لَنَرَاكَ فِي ضَلَالٍ مُّبِينٍ
Ireo loholona tamin’ny vahoakany dia niteny nanao hoe : “Izahay dia tena mahita Anao fa ao anaty fahaverezana miharihary”.
61قَالَ يَا قَوْمِ لَيْسَ بِي ضَلَالَةٌ وَلَٰكِنِّي رَسُولٌ مِّن رَّبِّ الْعَالَمِينَ
Niteny izy nanao hoe : “Ry vahoakako ! Tsy ao anaty fahaverezana Aho, fa Izaho kosa dia Iraka avy amin’ny Tompon’izao Tontolo izao.
62أُبَلِّغُكُمْ رِسَالَاتِ رَبِّي وَأَنصَحُ لَكُمْ وَأَعْلَمُ مِنَ اللَّهِ مَا لَا تَعْلَمُونَ
Mampita aminareo ireo hafatry ny Tompoko aho sy mananatra anareo, ary mahafantatra avy amin’I Allah izay tsy fantatrareo Aho.
63أَوَعَجِبْتُمْ أَن جَاءَكُمْ ذِكْرٌ مِّن رَّبِّكُمْ عَلَىٰ رَجُلٍ مِّنكُمْ لِيُنذِرَكُمْ وَلِتَتَّقُوا وَلَعَلَّكُمْ تُرْحَمُونَ
Moa ve gaga ianareo raha tonga aminareo ny fampatsiahivana avy amin’ny Tomponareo izay nentin’ny olona iray taminareo, mba hampitandrina sy hahatonga anareo hatahotra ary angamba ho aminareo ny famindram-po”.
64فَكَذَّبُوهُ فَأَنجَيْنَاهُ وَالَّذِينَ مَعَهُ فِي الْفُلْكِ وَأَغْرَقْنَا الَّذِينَ كَذَّبُوا بِآيَاتِنَا ۚ إِنَّهُمْ كَانُوا قَوْمًا عَمِينَ
Ka nataon’izy ireo ho mpandainga Izy. Ka navotanay Izy sy ireo izay niaraka taminy tao anaty sambo fiara, ary narendrikay kosa ireo izay nilaza fa lainga ny famantaranay. Marina fa vahoaka jamba tokoa izy ireo.
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
62Andininy

Fandikana — Al-A'raf 62

Surah Al-A'raf Andininy 62 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Mampita aminareo ireo hafatry ny Tompoko aho sy mananatra anareo,…

Surah Andininy 62/206 — Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-A'raf Henoy, Al-A'raf Fandikana, Al-A'raf mp3, Al-A'raf pdf. Andininy 60–64. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers