Al-Muddaththir · 11/56
Fandikana Fanononana — Surah Al-Muddaththir
ذَرْنِي وَمَنْ خَلَقْتُ وَحِيدًا ۝١١
Zamee wa man khalaqtu waheedaa
📖 Dikany Malagasy
Avelao irery Aho hiaraka amin'izay Nohariako.

🎧 Henoy


📜 Andininy 9-13 — Surah Al-Muddaththir

9فَذَٰلِكَ يَوْمَئِذٍ يَوْمٌ عَسِيرٌ
Dia ho sarotra tokoa io andro io amin'izany fotoana izany.
10عَلَى الْكَافِرِينَ غَيْرُ يَسِيرٍ
Tsy ho mora ho an'ireo tsy mpino izany.
11ذَرْنِي وَمَنْ خَلَقْتُ وَحِيدًا
Avelao irery Aho hiaraka amin'izay Nohariako.
12وَجَعَلْتُ لَهُ مَالًا مَّمْدُودًا
Ary nomeko fananana maro.
13وَبَنِينَ شُهُودًا
Sy zanaka maro hiaraka aminy hatrany.
Al-MuddaththirFizahan-takila Koraña
56Andininy
MeccanRevelation
11Andininy

Fandikana — Al-Muddaththir 11

Surah Al-Muddaththir Andininy 11 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Avelao irery Aho hiaraka amin'izay Nohariako.

Surah Andininy 11/56 — Surah Al-Muddaththir المدثر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Muddaththir Henoy, Surah Al-Muddaththir Fandikana, Surah Al-Muddaththir mp3, Surah Al-Muddaththir pdf. Andininy 9–13. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers