Al-Anfal · 27/75
Fandikana Fanononana — Al-Anfal
يَا أَيُّهَا الَّذِينَ آمَنُوا لَا تَخُونُوا اللَّهَ وَالرَّسُولَ وَتَخُونُوا أَمَانَاتِكُمْ وَأَنتُمْ تَعْلَمُونَ ٢٧
Transliteration
Yaaa aiyuhal lazeena aamanoo laa takhoonal laaha war Rasoola wa takhoonooo amaanaatikum wa antum ta`lamoon
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
O ianareo mpino ! Aoka ianareo tsy hamitaka an’Allah sy ilay Iraka, ary aza mivadika amin’ny fitokiana napetraka taminareo, izay efa fantatrareo.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 25-29 — Al-Anfal
25وَاتَّقُوا فِتْنَةً لَّا تُصِيبَنَّ الَّذِينَ ظَلَمُوا مِنكُمْ خَاصَّةً ۖ وَاعْلَمُوا أَنَّ اللَّهَ شَدِيدُ الْعِقَابِ
Ary aoka ianareo hatahotra ny loza, izay tsy ireo mpanao ny tsy rariny ihany no ho voany. Ary fantaronareo ihany koa fa mahery vaika ny sazin’Allah.
26وَاذْكُرُوا إِذْ أَنتُمْ قَلِيلٌ مُّسْتَضْعَفُونَ فِي الْأَرْضِ تَخَافُونَ أَن يَتَخَطَّفَكُمُ النَّاسُ فَآوَاكُمْ وَأَيَّدَكُم بِنَصْرِهِ وَرَزَقَكُم مِّنَ الطَّيِّبَاتِ لَعَلَّكُمْ تَشْكُرُونَ
Tsarovinareo rehefa ianareo vitsy an’isa, fadiranovana teto ambonin’ny tany, matahotra ny babon’olona dia nampiantrano anareo Izy tamin’ny alalan'ny fandresena ary nanome anareo ireo anjaram-pahavelomana tsara, angamba ankasitraka ianareo.
27يَا أَيُّهَا الَّذِينَ آمَنُوا لَا تَخُونُوا اللَّهَ وَالرَّسُولَ وَتَخُونُوا أَمَانَاتِكُمْ وَأَنتُمْ تَعْلَمُونَ
O ianareo mpino ! Aoka ianareo tsy hamitaka an’Allah sy ilay Iraka, ary aza mivadika amin’ny fitokiana napetraka taminareo, izay efa fantatrareo.
28وَاعْلَمُوا أَنَّمَا أَمْوَالُكُمْ وَأَوْلَادُكُمْ فِتْنَةٌ وَأَنَّ اللَّهَ عِندَهُ أَجْرٌ عَظِيمٌ
Ary fantaronareo fa ny harembenareo sy ireo zanakareo dia fitsapana ihany, fa any amin’Allah no misy valisoa lehibe.
29يَا أَيُّهَا الَّذِينَ آمَنُوا إِن تَتَّقُوا اللَّهَ يَجْعَل لَّكُمْ فُرْقَانًا وَيُكَفِّرْ عَنكُمْ سَيِّئَاتِكُمْ وَيَغْفِرْ لَكُمْ ۗ وَاللَّهُ ذُو الْفَضْلِ الْعَظِيمِ
O ianareo mpino ! Raha matahotra an’Allah ianareo, dia homeny ny fahafahana manavaka ianareo (ny tsara sy ny ratsy), ka hofafany ny ratsy vitanareo, ary avelany ny helokareo. satria Allah no loharanon’ny fahasoavana lehibe.
Al-AnfalFizahan-takila Koraña
75Andininy
MedinanRevelation
27Andininy
Fandikana — Al-Anfal 27
Surah Al-Anfal Andininy 27 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : O ianareo mpino ! Aoka ianareo tsy hamitaka an’Allah sy…Surah Andininy 27/75 — Al-Anfal الأنفال (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Anfal Henoy, Al-Anfal Fandikana, Al-Anfal mp3, Al-Anfal pdf. Andininy 25–29. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








