Al-Anfal · 8/75
Fandikana Fanononana — Al-Anfal
لِيُحِقَّ الْحَقَّ وَيُبْطِلَ الْبَاطِلَ وَلَوْ كَرِهَ الْمُجْرِمُونَ ٨
Transliteration
Liyuhiqqal haqqa wa tubtilal baatila wa law karihal mujrimoon
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Mba hanamafiana orina ny fandresen’ny fahamarinana sy hanafoanana ny tsy marina, na dia nankahala izany aza ireo mpanao heloka.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 6-10 — Al-Anfal
6يُجَادِلُونَكَ فِي الْحَقِّ بَعْدَمَا تَبَيَّنَ كَأَنَّمَا يُسَاقُونَ إِلَى الْمَوْتِ وَهُمْ يَنظُرُونَ
Miady hevitra aminao izy ireo momba ny fahamarinana taorian’ny nampazava miharihary izany, tahaka notarihina ho any amin’ny fahafatesana izy ireo, ary mahita maso izany.
7وَإِذْ يَعِدُكُمُ اللَّهُ إِحْدَى الطَّائِفَتَيْنِ أَنَّهَا لَكُمْ وَتَوَدُّونَ أَنَّ غَيْرَ ذَاتِ الشَّوْكَةِ تَكُونُ لَكُمْ وَيُرِيدُ اللَّهُ أَن يُحِقَّ الْحَقَّ بِكَلِمَاتِهِ وَيَقْطَعَ دَابِرَ الْكَافِرِينَ
Ary raha nampanantena anareo Allah, ny fandresena iray tamin’ireo vondrona roa. ”Ianareo dia naniry ireo tsy mitam-piadiana, fa Allah kosa dia mila hampandresy ny fahamarinana ami’ny alalan’ny Teniny ka handripaka ireo tsy mpino rehetra.
8لِيُحِقَّ الْحَقَّ وَيُبْطِلَ الْبَاطِلَ وَلَوْ كَرِهَ الْمُجْرِمُونَ
Mba hanamafiana orina ny fandresen’ny fahamarinana sy hanafoanana ny tsy marina, na dia nankahala izany aza ireo mpanao heloka.
9إِذْ تَسْتَغِيثُونَ رَبَّكُمْ فَاسْتَجَابَ لَكُمْ أَنِّي مُمِدُّكُم بِأَلْفٍ مِّنَ الْمَلَائِكَةِ مُرْدِفِينَ
Raha nangataka vonjy tamin’ny Tomponareo ianareo dia namaly anareo izy hoe : Izaho dia handefa aminareo ireo anjely anarivony mifanesy.
10وَمَا جَعَلَهُ اللَّهُ إِلَّا بُشْرَىٰ وَلِتَطْمَئِنَّ بِهِ قُلُوبُكُمْ ۚ وَمَا النَّصْرُ إِلَّا مِنْ عِندِ اللَّهِ ۚ إِنَّ اللَّهَ عَزِيزٌ حَكِيمٌ
Ary tsy nataon’I Allah izany afa-tsy filazana vaovao mahafaly, ary hampitony tokoa ny fonareo amin’ny alalany izany, tsy misy fandresena raha tsy avy amin’I Allah. Tena marina fa Allah Ilay Mahery sy be fahendrena.
Al-AnfalFizahan-takila Koraña
75Andininy
MedinanRevelation
8Andininy
Fandikana — Al-Anfal 8
Surah Al-Anfal Andininy 8 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Mba hanamafiana orina ny fandresen’ny fahamarinana sy hanafoanana ny tsy…Surah Andininy 8/75 — Al-Anfal الأنفال (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Anfal Henoy, Al-Anfal Fandikana, Al-Anfal mp3, Al-Anfal pdf. Andininy 6–10. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








