At-Takwir · 29/29
Fandikana Fanononana — Surah At-Takwir
وَمَا تَشَاءُونَ إِلَّا أَن يَشَاءَ اللَّهُ رَبُّ الْعَالَمِينَ ۝٢٩
Wa maa tashaaa`oona illaaa ai yashaaa `al laahu Rabbul `Aalameen
📖 Dikany Malagasy
Tsy hanam-pahefana ny amin'izany ianareo raha tsy sitrak'I Allah tompon'izao tontolo izao.

🎧 Henoy


📜 Andininy 27-29 — Surah At-Takwir

27إِنْ هُوَ إِلَّا ذِكْرٌ لِّلْعَالَمِينَ
Tsy inona akory ity faminaniana ity afa-tsy fampahatsiahivana an'izao tontolo izao,
28لِمَن شَاءَ مِنكُمْ أَن يَسْتَقِيمَ
Ho an'izay manam-paniriana ny hanaraka ny fahitsiana aminareo,
29وَمَا تَشَاءُونَ إِلَّا أَن يَشَاءَ اللَّهُ رَبُّ الْعَالَمِينَ
Tsy hanam-pahefana ny amin'izany ianareo raha tsy sitrak'I Allah tompon'izao tontolo izao.
At-TakwirFizahan-takila Koraña
29Andininy
MeccanRevelation
29Andininy

Fandikana — At-Takwir 29

Surah At-Takwir Andininy 29 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tsy hanam-pahefana ny amin'izany ianareo raha tsy sitrak'I Allah tompon'izao…

Surah Andininy 29/29 — Surah At-Takwir التكوير (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah At-Takwir Henoy, Surah At-Takwir Fandikana, Surah At-Takwir mp3, Surah At-Takwir pdf. Andininy 27–29. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers