Al-Buruj · 8/22
Fandikana Fanononana — Surah Al-Buruj
وَمَا نَقَمُوا مِنْهُمْ إِلَّا أَن يُؤْمِنُوا بِاللَّهِ الْعَزِيزِ الْحَمِيدِ ۝٨
Wa maa naqamoo minhum illaaa aiyu`minoo billaahil `azeezil Hameed
📖 Dikany Malagasy
Ary nefa tsy nankahala ireo mpino izy ireo afa-tsy nohon'ny finoana an'I Allah ilay mahery sy mendri-piderana,

🎧 Henoy


📜 Andininy 6-10 — Surah Al-Buruj

6إِذْ هُمْ عَلَيْهَا قُعُودٌ
ary indro izy ireo hipetraka manondidina izany.
7وَهُمْ عَلَىٰ مَا يَفْعَلُونَ بِالْمُؤْمِنِينَ شُهُودٌ
Ary vavolombelona koa izy ireo ny amin'ny fampijaliana izay nataon'izy ireo ny mpino.
8وَمَا نَقَمُوا مِنْهُمْ إِلَّا أَن يُؤْمِنُوا بِاللَّهِ الْعَزِيزِ الْحَمِيدِ
Ary nefa tsy nankahala ireo mpino izy ireo afa-tsy nohon'ny finoana an'I Allah ilay mahery sy mendri-piderana,
9الَّذِي لَهُ مُلْكُ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ ۚ وَاللَّهُ عَلَىٰ كُلِّ شَيْءٍ شَهِيدٌ
Azy ny fanjakan'ny lanitra sy ny tany; Allah ilay vavolombelona amin'ny zava-drehetra,
10إِنَّ الَّذِينَ فَتَنُوا الْمُؤْمِنِينَ وَالْمُؤْمِنَاتِ ثُمَّ لَمْ يَتُوبُوا فَلَهُمْ عَذَابُ جَهَنَّمَ وَلَهُمْ عَذَابُ الْحَرِيقِ
Tena marina, fa ireo izay nampijaly ny mpino, ka tsy mibebaka tamin'izany dia hahazo ny famaizana ao amin'ny Afo be ary ho dorana,
Al-BurujFizahan-takila Koraña
22Andininy
MeccanRevelation
8Andininy

Fandikana — Al-Buruj 8

Surah Al-Buruj Andininy 8 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary nefa tsy nankahala ireo mpino izy ireo afa-tsy nohon'ny…

Surah Andininy 8/22 — Surah Al-Buruj البروج (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Buruj Henoy, Surah Al-Buruj Fandikana, Surah Al-Buruj mp3, Surah Al-Buruj pdf. Andininy 6–10. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers