At-Tariq · 5/17
Fandikana Fanononana — Surah At-Tariq
فَلْيَنظُرِ الْإِنسَانُ مِمَّ خُلِقَ ۝٥
Fal yanzuril insaanu mimma khuliq
📖 Dikany Malagasy
Koa tokony handinika ny olombelona, avy amin'inona tokoa moa no nahariana azy?

🎧 Henoy


📜 Andininy 3-7 — Surah At-Tariq

3النَّجْمُ الثَّاقِبُ
Ilay kintana feno famirapiratana.
4إِن كُلُّ نَفْسٍ لَّمَّا عَلَيْهَا حَافِظٌ
Eny! Tsy misy fanahy ka tsy manana mpiambina,
5فَلْيَنظُرِ الْإِنسَانُ مِمَّ خُلِقَ
Koa tokony handinika ny olombelona, avy amin'inona tokoa moa no nahariana azy?
6خُلِقَ مِن مَّاءٍ دَافِقٍ
Nohariana avy amin'ny ranon'aina mifantsitsitra izy.
7يَخْرُجُ مِن بَيْنِ الصُّلْبِ وَالتَّرَائِبِ
izay mivoaka avy eo anelanelan'ny taolan-damosina sy ny tehezana.
At-TariqFizahan-takila Koraña
17Andininy
MeccanRevelation
5Andininy

Fandikana — At-Tariq 5

Surah At-Tariq Andininy 5 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Koa tokony handinika ny olombelona, avy amin'inona tokoa moa no…

Surah Andininy 5/17 — Surah At-Tariq الطارق (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah At-Tariq Henoy, Surah At-Tariq Fandikana, Surah At-Tariq mp3, Surah At-Tariq pdf. Andininy 3–7. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers