Al-Ghashiyah · 21/26
Fandikana Fanononana — Surah Al-Ghashiyah
فَذَكِّرْ إِنَّمَا أَنتَ مُذَكِّرٌ ۝٢١
Fazakkir innama anta Muzakkir
📖 Dikany Malagasy
Koa mampahatsiahiva ! Fa raha ny tena marina dia mpampahatsiahy ihany ianao.

🎧 Henoy


📜 Andininy 19-23 — Surah Al-Ghashiyah

19وَإِلَى الْجِبَالِ كَيْفَ نُصِبَتْ
Ireo ny tendrombohitra, nanao ahoana ny fomba nametrahana azy?
20وَإِلَى الْأَرْضِ كَيْفَ سُطِحَتْ
ary ny tany, ahoana ny fomba nampitoviana azy?
21فَذَكِّرْ إِنَّمَا أَنتَ مُذَكِّرٌ
Koa mampahatsiahiva ! Fa raha ny tena marina dia mpampahatsiahy ihany ianao.
22لَّسْتَ عَلَيْهِم بِمُصَيْطِرٍ
Fa tsy mpifehy azy ireo ianao.
23إِلَّا مَن تَوَلَّىٰ وَكَفَرَ
afa-tsy izay manome lamosina sy mpikomy.
Al-GhashiyahFizahan-takila Koraña
26Andininy
MeccanRevelation
21Andininy

Fandikana — Al-Ghashiyah 21

Surah Al-Ghashiyah Andininy 21 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Koa mampahatsiahiva ! Fa raha ny tena marina dia mpampahatsiahy…

Surah Andininy 21/26 — Surah Al-Ghashiyah الغاشية (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Ghashiyah Henoy, Surah Al-Ghashiyah Fandikana, Surah Al-Ghashiyah mp3, Surah Al-Ghashiyah pdf. Andininy 19–23. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers