Al-Fajr · 26/30
Fandikana Fanononana — Surah Al-Fajr
وَلَا يُوثِقُ وَثَاقَهُ أَحَدٌ ۝٢٦
Wa laa yoosiqu wasaaqa hooo ahad
📖 Dikany Malagasy
ary tsy hisy famindram-po tahaka izany ihany koa ny famatoran-drojon'I Allah,

🎧 Henoy


📜 Andininy 24-28 — Surah Al-Fajr

24يَقُولُ يَا لَيْتَنِي قَدَّمْتُ لِحَيَاتِي
ka hiloa-bava hoe : "tahaka izay aho mba nanao hatsarana ho amin'ny fiainako ho avy !"
25فَيَوْمَئِذٍ لَّا يُعَذِّبُ عَذَابَهُ أَحَدٌ
Amin'izany andro izany dia tsy hisy famindram-po ny famaizan'I Tompo Allah,
26وَلَا يُوثِقُ وَثَاقَهُ أَحَدٌ
ary tsy hisy famindram-po tahaka izany ihany koa ny famatoran-drojon'I Allah,
27يَا أَيَّتُهَا النَّفْسُ الْمُطْمَئِنَّةُ
O ry fanahy feno fahatoniana !
28ارْجِعِي إِلَىٰ رَبِّكِ رَاضِيَةً مَّرْضِيَّةً
Miverena ianao any amin'ny Tomponao am-pahatoniana sy feno fakansitrahana.
Al-FajrFizahan-takila Koraña
30Andininy
MeccanRevelation
26Andininy

Fandikana — Al-Fajr 26

Surah Al-Fajr Andininy 26 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : ary tsy hisy famindram-po tahaka izany ihany koa ny famatoran-drojon'I…

Surah Andininy 26/30 — Surah Al-Fajr الفجر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Fajr Henoy, Surah Al-Fajr Fandikana, Surah Al-Fajr mp3, Surah Al-Fajr pdf. Andininy 24–28. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers