Yunosy · 35/109
Fandikana Fanononana — Surah Yunosy
قُلْ هَلْ مِن شُرَكَائِكُم مَّن يَهْدِي إِلَى الْحَقِّ ۚ قُلِ اللَّهُ يَهْدِي لِلْحَقِّ ۗ أَفَمَن يَهْدِي إِلَى الْحَقِّ أَحَقُّ أَن يُتَّبَعَ أَمَّن لَّا يَهِدِّي إِلَّا أَن يُهْدَىٰ ۖ فَمَا لَكُمْ كَيْفَ تَحْكُمُونَ ۝٣٥
Qul hal min shurakaaa `ikum mai yahdeee ilal haqq; qulil laahu yahdee lilhaqq; afamai yahdeee ilal haqqi ahaqqu ai yuttaba`a ammal laa yahiddeee illaaa ai yuhdaa famaa lakum kaifa tahkumoon
📖 Dikany Malagasy
Teneno hoe : " Moa ve misy amin’ireo mpiombon’antoka Aminareo izay mitarika mankany amin’ny fahamarinana ? ” Teneno hoe : i Allah no mitarika any amin’ny fahamarinana. Moa ve izay mitarika amin’ny fahamarinana no mendrika arahana kokoa sa izay tsy mahatari-tena raha tsy misy mpitarika Azy ? Inona àry no mahazo Anareo ? Ahoana no fitsaranareo izany ?

🎧 Henoy


📜 Andininy 33-37 — Surah Yunosy

33كَذَٰلِكَ حَقَّتْ كَلِمَتُ رَبِّكَ عَلَى الَّذِينَ فَسَقُوا أَنَّهُمْ لَا يُؤْمِنُونَ
Tahak’izany no nahatanteraka ny tenin’ny tomponao tamin’ireo izay nanao asa ratsy : “ Fa izy ireo dia tena tsy nino mihitsy ”.
34قُلْ هَلْ مِن شُرَكَائِكُم مَّن يَبْدَأُ الْخَلْقَ ثُمَّ يُعِيدُهُ ۚ قُلِ اللَّهُ يَبْدَأُ الْخَلْقَ ثُمَّ يُعِيدُهُ ۖ فَأَنَّىٰ تُؤْفَكُونَ
Teneno hoe : " Amin’ireo mpiombon’antoka Aminareo, iza no manomboka amin’ny fahariana avy eo izy no mamerina izany aoriana (fahafatesana) Teneno hoe : i Allah irery ihany no manomboka ny fahariana sy mamerina izany. Nahoana Ianareo no mivily làlana (amin’ny fanopoana Allah.
35قُلْ هَلْ مِن شُرَكَائِكُم مَّن يَهْدِي إِلَى الْحَقِّ ۚ قُلِ اللَّهُ يَهْدِي لِلْحَقِّ ۗ أَفَمَن يَهْدِي إِلَى الْحَقِّ أَحَقُّ أَن يُتَّبَعَ أَمَّن لَّا يَهِدِّي إِلَّا أَن يُهْدَىٰ ۖ فَمَا لَكُمْ كَيْفَ تَحْكُمُونَ
Teneno hoe : " Moa ve misy amin’ireo mpiombon’antoka Aminareo izay mitarika mankany amin’ny fahamarinana ? ” Teneno hoe : i Allah no mitarika any amin’ny fahamarinana. Moa ve izay mitarika amin’ny fahamarinana no mendrika arahana kokoa sa izay tsy mahatari-tena raha tsy misy mpitarika Azy ? Inona àry no mahazo Anareo ? Ahoana no fitsaranareo izany ?
36وَمَا يَتَّبِعُ أَكْثَرُهُمْ إِلَّا ظَنًّا ۚ إِنَّ الظَّنَّ لَا يُغْنِي مِنَ الْحَقِّ شَيْئًا ۚ إِنَّ اللَّهَ عَلِيمٌ بِمَا يَفْعَلُونَ
Ary ny ankamaroan’izy ireo dia tsy manaraka afa-tsy amin’ny eritreritra. Ny eritreritra anefa dia tsy afaka manao na inona na inona eo anatrehan’ny fahamarinana ! Marina fa i Allah dia tena mahalala izay rehetra ataon’izy ireo.
37وَمَا كَانَ هَٰذَا الْقُرْآنُ أَن يُفْتَرَىٰ مِن دُونِ اللَّهِ وَلَٰكِن تَصْدِيقَ الَّذِي بَيْنَ يَدَيْهِ وَتَفْصِيلَ الْكِتَابِ لَا رَيْبَ فِيهِ مِن رَّبِّ الْعَالَمِينَ
Ary ity Boky masina Koroany ity dia tsy misy namorona ankoatr’i Allah, nefa fanamafisana izay efa nisy teo alohany ary fanazavana ilay Boky izay tsy misy fisalasalana Aminy fa avy amin’ny tompon’izao Tontolo izao.
YunosyFizahan-takila Koraña
109Andininy
MeccanRevelation
35Andininy

Fandikana — Yunosy 35

Surah Yunosy Andininy 35 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Teneno hoe : " Moa ve misy amin’ireo mpiombon’antoka Aminareo…

Surah Andininy 35/109 — Surah Yunosy يونس (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Yunosy Henoy, Surah Yunosy Fandikana, Surah Yunosy mp3, Surah Yunosy pdf. Andininy 33–37. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers