Yunosy · 57/109
Fandikana Fanononana — Yunosy
يَا أَيُّهَا النَّاسُ قَدْ جَاءَتْكُم مَّوْعِظَةٌ مِّن رَّبِّكُمْ وَشِفَاءٌ لِّمَا فِي الصُّدُورِ وَهُدًى وَرَحْمَةٌ لِّلْمُؤْمِنِينَ ۝٥٧
Yaaa aiyuhan naasu qad jaaa`atkum maw `izatum mir Rabbikum wa shifaaa`ul limaa fis sudoori wa hudanw wa rahmatul lilmu`mineen
📖 Dikany Malagasy
Ry olombelona! Tonga taminareo ny fananarana avy amin’ny Tomponareo, sy fanasitranana izay ao an-tratranareo, ary tari-dàlana sy famindram-po ho an’ireo mpino.
🎧 Henoy

📜 Andininy 55-59 — Yunosy

55أَلَا إِنَّ لِلَّهِ مَا فِي السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ ۗ أَلَا إِنَّ وَعْدَ اللَّهِ حَقٌّ وَلَٰكِنَّ أَكْثَرَهُمْ لَا يَعْلَمُونَ
Tena marina, fa an’i Allah izay rehetra any amin’ireo lanitra sy ny tany. Moa va tsy marina ihany koa ny fampanantenan’i Allah ? Ka nefa ny ankamaroan’izy ireo dia tsy mahalala izany.
56هُوَ يُحْيِي وَيُمِيتُ وَإِلَيْهِ تُرْجَعُونَ
Izy no mamelona sy mamono ary tsy maintsy any Aminy no hamerenana Anareo.
57يَا أَيُّهَا النَّاسُ قَدْ جَاءَتْكُم مَّوْعِظَةٌ مِّن رَّبِّكُمْ وَشِفَاءٌ لِّمَا فِي الصُّدُورِ وَهُدًى وَرَحْمَةٌ لِّلْمُؤْمِنِينَ
Ry olombelona! Tonga taminareo ny fananarana avy amin’ny Tomponareo, sy fanasitranana izay ao an-tratranareo, ary tari-dàlana sy famindram-po ho an’ireo mpino.
58قُلْ بِفَضْلِ اللَّهِ وَبِرَحْمَتِهِ فَبِذَٰلِكَ فَلْيَفْرَحُوا هُوَ خَيْرٌ مِّمَّا يَجْمَعُونَ
Teneno hoe : " Amin’ny fahasoavan’i Allah sy ny indrafony, ka amin’izany no tokony hifalian’izy ireo. Izany dia tsara kokoa noho izay angonin’izy ireo ”.
59قُلْ أَرَأَيْتُم مَّا أَنزَلَ اللَّهُ لَكُم مِّن رِّزْقٍ فَجَعَلْتُم مِّنْهُ حَرَامًا وَحَلَالًا قُلْ آللَّهُ أَذِنَ لَكُمْ ۖ أَمْ عَلَى اللَّهِ تَفْتَرُونَ
Teneno hoe : " Moa ve hitanareo ny anjara izay nampidinin’i Allah ho Anareo ka nataonareo ho misy amin’izany, ny voarara sy ny tsy voarara ? ” Teneno hoe : " Moa ve i Allah no nanome alalana anareo amin’izany ? Na koa momba Allah no hamoronanareo lainga ? ”.
YunosyFizahan-takila Koraña
109Andininy
MeccanRevelation
57Andininy

Fandikana — Yunosy 57

Surah Yunosy Andininy 57 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ry olombelona! Tonga taminareo ny fananarana avy amin’ny Tomponareo, sy…

Surah Andininy 57/109 — Yunosy يونس (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Yunosy Henoy, Yunosy Fandikana, Yunosy mp3, Yunosy pdf. Andininy 55–59. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers