Yunosy · 56/109
Fandikana Fanononana — Yunosy
هُوَ يُحْيِي وَيُمِيتُ وَإِلَيْهِ تُرْجَعُونَ ٥٦
Transliteration
Huwa yuhyee wa yumeetu wailaihi turja`oon
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Izy no mamelona sy mamono ary tsy maintsy any Aminy no hamerenana Anareo.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 54-58 — Yunosy
54وَلَوْ أَنَّ لِكُلِّ نَفْسٍ ظَلَمَتْ مَا فِي الْأَرْضِ لَافْتَدَتْ بِهِ ۗ وَأَسَرُّوا النَّدَامَةَ لَمَّا رَأَوُا الْعَذَابَ ۖ وَقُضِيَ بَيْنَهُم بِالْقِسْطِ ۚ وَهُمْ لَا يُظْلَمُونَ
Ary raha ny Olona tsirairay izay nanao ny tsy rariny nanana izay rehetra eto an-tany, dia tena nataony onitra izany. Ary nafenin’izy ireo ny fanenenany rehefa hitany ny famaizana. Fa ho tsaraina izy ireo amin’ny rariny ary tsy hiangarana mihitsy.
55أَلَا إِنَّ لِلَّهِ مَا فِي السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ ۗ أَلَا إِنَّ وَعْدَ اللَّهِ حَقٌّ وَلَٰكِنَّ أَكْثَرَهُمْ لَا يَعْلَمُونَ
Tena marina, fa an’i Allah izay rehetra any amin’ireo lanitra sy ny tany. Moa va tsy marina ihany koa ny fampanantenan’i Allah ? Ka nefa ny ankamaroan’izy ireo dia tsy mahalala izany.
56هُوَ يُحْيِي وَيُمِيتُ وَإِلَيْهِ تُرْجَعُونَ
Izy no mamelona sy mamono ary tsy maintsy any Aminy no hamerenana Anareo.
57يَا أَيُّهَا النَّاسُ قَدْ جَاءَتْكُم مَّوْعِظَةٌ مِّن رَّبِّكُمْ وَشِفَاءٌ لِّمَا فِي الصُّدُورِ وَهُدًى وَرَحْمَةٌ لِّلْمُؤْمِنِينَ
Ry olombelona! Tonga taminareo ny fananarana avy amin’ny Tomponareo, sy fanasitranana izay ao an-tratranareo, ary tari-dàlana sy famindram-po ho an’ireo mpino.
58قُلْ بِفَضْلِ اللَّهِ وَبِرَحْمَتِهِ فَبِذَٰلِكَ فَلْيَفْرَحُوا هُوَ خَيْرٌ مِّمَّا يَجْمَعُونَ
Teneno hoe : " Amin’ny fahasoavan’i Allah sy ny indrafony, ka amin’izany no tokony hifalian’izy ireo. Izany dia tsara kokoa noho izay angonin’izy ireo ”.
YunosyFizahan-takila Koraña
109Andininy
MeccanRevelation
56Andininy
Fandikana — Yunosy 56
Surah Yunosy Andininy 56 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Izy no mamelona sy mamono ary tsy maintsy any Aminy…Surah Andininy 56/109 — Yunosy يونس (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Yunosy Henoy, Yunosy Fandikana, Yunosy mp3, Yunosy pdf. Andininy 54–58. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








