Yunosy · 60/109
Fandikana Fanononana — Yunosy
وَمَا ظَنُّ الَّذِينَ يَفْتَرُونَ عَلَى اللَّهِ الْكَذِبَ يَوْمَ الْقِيَامَةِ ۗ إِنَّ اللَّهَ لَذُو فَضْلٍ عَلَى النَّاسِ وَلَٰكِنَّ أَكْثَرَهُمْ لَا يَشْكُرُونَ ۝٦٠
Wa maa zannul lazeena yaftaroona `alal laahil kaziba Yawmal Qiyaamah; innal laaha lazoo fadlin `alan naasi wa laakinna aksarahum laa yashkuroon
📖 Dikany Malagasy
Ary inona no eritreritr’ireo izay mamoron-dainga momba i Allah amin’ny Andro fitsanganana ? Marina fa i Allah no Tompon’ny fahasoavana ho an’ny Olona, nefa ny ankamaroan’izy ireo dia tsy mahay mankasitraka.
🎧 Henoy

📜 Andininy 58-62 — Yunosy

58قُلْ بِفَضْلِ اللَّهِ وَبِرَحْمَتِهِ فَبِذَٰلِكَ فَلْيَفْرَحُوا هُوَ خَيْرٌ مِّمَّا يَجْمَعُونَ
Teneno hoe : " Amin’ny fahasoavan’i Allah sy ny indrafony, ka amin’izany no tokony hifalian’izy ireo. Izany dia tsara kokoa noho izay angonin’izy ireo ”.
59قُلْ أَرَأَيْتُم مَّا أَنزَلَ اللَّهُ لَكُم مِّن رِّزْقٍ فَجَعَلْتُم مِّنْهُ حَرَامًا وَحَلَالًا قُلْ آللَّهُ أَذِنَ لَكُمْ ۖ أَمْ عَلَى اللَّهِ تَفْتَرُونَ
Teneno hoe : " Moa ve hitanareo ny anjara izay nampidinin’i Allah ho Anareo ka nataonareo ho misy amin’izany, ny voarara sy ny tsy voarara ? ” Teneno hoe : " Moa ve i Allah no nanome alalana anareo amin’izany ? Na koa momba Allah no hamoronanareo lainga ? ”.
60وَمَا ظَنُّ الَّذِينَ يَفْتَرُونَ عَلَى اللَّهِ الْكَذِبَ يَوْمَ الْقِيَامَةِ ۗ إِنَّ اللَّهَ لَذُو فَضْلٍ عَلَى النَّاسِ وَلَٰكِنَّ أَكْثَرَهُمْ لَا يَشْكُرُونَ
Ary inona no eritreritr’ireo izay mamoron-dainga momba i Allah amin’ny Andro fitsanganana ? Marina fa i Allah no Tompon’ny fahasoavana ho an’ny Olona, nefa ny ankamaroan’izy ireo dia tsy mahay mankasitraka.
61وَمَا تَكُونُ فِي شَأْنٍ وَمَا تَتْلُو مِنْهُ مِن قُرْآنٍ وَلَا تَعْمَلُونَ مِنْ عَمَلٍ إِلَّا كُنَّا عَلَيْكُمْ شُهُودًا إِذْ تُفِيضُونَ فِيهِ ۚ وَمَا يَعْزُبُ عَن رَّبِّكَ مِن مِّثْقَالِ ذَرَّةٍ فِي الْأَرْضِ وَلَا فِي السَّمَاءِ وَلَا أَصْغَرَ مِن ذَٰلِكَ وَلَا أَكْبَرَ إِلَّا فِي كِتَابٍ مُّبِينٍ
Tsy misy toerana hisy anao, ary tsy hamaky na andininy iray amin’ny Kor’any ianao, tsy hanatanteraka asa ianareo na iray aza, raha tsy Atrehinay izany amin’ny fotoana izay anaovanareo azy. Tsy misy miafina amin’ny Tomponao na dia lanjan-javatra kely iray tsy hita maso (atôma) aza eny ambonin’ny tany, na any an-danitra, na bitika kokoa noho izany aza na lehibe dia efa voasoratra ao amin’ny bokimpahazavana.
62أَلَا إِنَّ أَوْلِيَاءَ اللَّهِ لَا خَوْفٌ عَلَيْهِمْ وَلَا هُمْ يَحْزَنُونَ
Tena marina fa ireo sakaizan’i Allah dia tsy hanam-patahorana ary tsy ho alahelo mihitsy izy ireo.
YunosyFizahan-takila Koraña
109Andininy
MeccanRevelation
60Andininy

Fandikana — Yunosy 60

Surah Yunosy Andininy 60 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary inona no eritreritr’ireo izay mamoron-dainga momba i Allah amin’ny…

Surah Andininy 60/109 — Yunosy يونس (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Yunosy Henoy, Yunosy Fandikana, Yunosy mp3, Yunosy pdf. Andininy 58–62. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers