Houd · 109/123
Fandikana Fanononana — Surah Houd
فَلَا تَكُ فِي مِرْيَةٍ مِّمَّا يَعْبُدُ هَٰؤُلَاءِ ۚ مَا يَعْبُدُونَ إِلَّا كَمَا يَعْبُدُ آبَاؤُهُم مِّن قَبْلُ ۚ وَإِنَّا لَمُوَفُّوهُمْ نَصِيبَهُمْ غَيْرَ مَنقُوصٍ ۝١٠٩
Falaa taku fee miryatim mimmmaa ya`budu haaa`ulaaa`; maa ya`budoona illaa kamaa ya`budu aabaaa`uhum min qabl; wa innaa lamuwaf foohum naseebahum ghaira manqoos
📖 Dikany Malagasy
Ary aoka tsy hisalasala momba izay tompoin’izy ireo Ianao Tsy manompo izy ireo afa-tsy tahak’izay notompoin’ireo razambeny teo aloha. Ary omenay azy ireo tsy misy hanalana na dia kely aza ny anjaran’izy ireo manontolo amin’izany.

🎧 Henoy


📜 Andininy 107-111 — Surah Houd

107خَالِدِينَ فِيهَا مَا دَامَتِ السَّمَاوَاتُ وَالْأَرْضُ إِلَّا مَا شَاءَ رَبُّكَ ۚ إِنَّ رَبَّكَ فَعَّالٌ لِّمَا يُرِيدُ
Ka hipetraka ao mandrakizay izy ireo, raha mbola maharitra ihany koa ireo lanitra sy ny tany, raha tsy manana fanapahan-kevitra hafa ny Tomponao. Tena marina fa ny Tomponao dia manantanteraka izay Tiany Atao.
108۞ وَأَمَّا الَّذِينَ سُعِدُوا فَفِي الْجَنَّةِ خَالِدِينَ فِيهَا مَا دَامَتِ السَّمَاوَاتُ وَالْأَرْضُ إِلَّا مَا شَاءَ رَبُّكَ ۖ عَطَاءً غَيْرَ مَجْذُوذٍ
Fa ireo izay sambatra kosa dia ho ao amin’ny paradisa, ka hipetraka ao mandrakizay izy ireo, raha mbola maharitra koa ireo lanitra sy ny tany, raha tsy manana fanapahan-kevitra hafa ny Tomponao. Izany no fanomezana tsy manam-pahataperana.
109فَلَا تَكُ فِي مِرْيَةٍ مِّمَّا يَعْبُدُ هَٰؤُلَاءِ ۚ مَا يَعْبُدُونَ إِلَّا كَمَا يَعْبُدُ آبَاؤُهُم مِّن قَبْلُ ۚ وَإِنَّا لَمُوَفُّوهُمْ نَصِيبَهُمْ غَيْرَ مَنقُوصٍ
Ary aoka tsy hisalasala momba izay tompoin’izy ireo Ianao Tsy manompo izy ireo afa-tsy tahak’izay notompoin’ireo razambeny teo aloha. Ary omenay azy ireo tsy misy hanalana na dia kely aza ny anjaran’izy ireo manontolo amin’izany.
110وَلَقَدْ آتَيْنَا مُوسَى الْكِتَابَ فَاخْتُلِفَ فِيهِ ۚ وَلَوْلَا كَلِمَةٌ سَبَقَتْ مِن رَّبِّكَ لَقُضِيَ بَيْنَهُمْ ۚ وَإِنَّهُمْ لَفِي شَكٍّ مِّنْهُ مُرِيبٍ
Ary efa nomenay an’i Mosesy (Mosa) ilay Boky, tsy nitovy hevitra momba izany izy ireo. Raha tsy efa nisy didy mialoha avy tamin’i Tomponao, ary efa nisy fanampahan-kevitra noraisina momba azy ireo. Ary tena marina fa feno fisalasalana momba izany tokoa izy ireo.
111وَإِنَّ كُلًّا لَّمَّا لَيُوَفِّيَنَّهُمْ رَبُّكَ أَعْمَالَهُمْ ۚ إِنَّهُ بِمَا يَعْمَلُونَ خَبِيرٌ
Tena marina, fa ny Tomponao dia hanome valin’asa feno ny tsirairay amin’izay nataon’izy ireo, satria tena mahalala ny asa izay nataon’izy ireo Izy.
HoudFizahan-takila Koraña
123Andininy
MeccanRevelation
109Andininy

Fandikana — Houd 109

Surah Houd Andininy 109 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary aoka tsy hisalasala momba izay tompoin’izy ireo Ianao Tsy…

Surah Andininy 109/123 — Surah Houd هود (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Houd Henoy, Surah Houd Fandikana, Surah Houd mp3, Surah Houd pdf. Andininy 107–111. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers