Houd · 24/123
Fandikana Fanononana — Surah Houd
۞ مَثَلُ الْفَرِيقَيْنِ كَالْأَعْمَىٰ وَالْأَصَمِّ وَالْبَصِيرِ وَالسَّمِيعِ ۚ هَلْ يَسْتَوِيَانِ مَثَلًا ۚ أَفَلَا تَذَكَّرُونَ ۝٢٤
Masalul fareeqini kal a`maa wal asammi walbaseeri wassamee`; hal yastawiyaani masalaa; afalaa tazakkaroon
📖 Dikany Malagasy
Ny fanoharana natao tamin’ireo vondron’olona anakiroa dia tahaka : ny iray jamba sy marenina ary ny faha-roa mahita sy maheno. Moa ve mitovy ireo fanoharana roa ireo ? Moa ve tsy mandini-tena ianareo ?

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 22-26 — Surah Houd

22لَا جَرَمَ أَنَّهُمْ فِي الْآخِرَةِ هُمُ الْأَخْسَرُونَ
Tena tsy hisalasalana mihitsy fa izy ireo no tena maty antoka tanetraka amin’ny fiainana any an-koatra.
23إِنَّ الَّذِينَ آمَنُوا وَعَمِلُوا الصَّالِحَاتِ وَأَخْبَتُوا إِلَىٰ رَبِّهِمْ أُولَٰئِكَ أَصْحَابُ الْجَنَّةِ ۖ هُمْ فِيهَا خَالِدُونَ
Marina tokoa fa izay nino sy nanao asa soa kosa, dia izy ireny no olon'ny Paradisa ary hitoetra ao mandrakizay izy ireny.
24۞ مَثَلُ الْفَرِيقَيْنِ كَالْأَعْمَىٰ وَالْأَصَمِّ وَالْبَصِيرِ وَالسَّمِيعِ ۚ هَلْ يَسْتَوِيَانِ مَثَلًا ۚ أَفَلَا تَذَكَّرُونَ
Ny fanoharana natao tamin’ireo vondron’olona anakiroa dia tahaka : ny iray jamba sy marenina ary ny faha-roa mahita sy maheno. Moa ve mitovy ireo fanoharana roa ireo ? Moa ve tsy mandini-tena ianareo ?
25وَلَقَدْ أَرْسَلْنَا نُوحًا إِلَىٰ قَوْمِهِ إِنِّي لَكُمْ نَذِيرٌ مُّبِينٌ
Efa nalefanay i Noa tany amin’ny vahoakany : " Tena marina fa mpampitandrina miharihary ho Anareo Aho,
26أَن لَّا تَعْبُدُوا إِلَّا اللَّهَ ۖ إِنِّي أَخَافُ عَلَيْكُمْ عَذَابَ يَوْمٍ أَلِيمٍ
Mba tsy hanompo afa-tsy Allah irery ihany Ianareo. Marina fa, atahorako ho avy Aminareo ny sazin’ny andro izay mamirifiry ”.
HoudFizahan-takila Koraña
123Andininy
MeccanRevelation
24Andininy

Fandikana — Houd 24

Surah Houd Andininy 24 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ny fanoharana natao tamin’ireo vondron’olona anakiroa dia tahaka : ny…

Surah Andininy 24/123 — Surah Houd هود (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Houd Henoy, Surah Houd Fandikana, Surah Houd mp3, Surah Houd pdf. Andininy 22–26. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Tuesday, September 29, 2026

Don't forget us in your sincere prayers