Houd · 25/123
Fandikana Fanononana — Houd
وَلَقَدْ أَرْسَلْنَا نُوحًا إِلَىٰ قَوْمِهِ إِنِّي لَكُمْ نَذِيرٌ مُّبِينٌ ۝٢٥
Wa laqad arsalnaa Noohan ilaa qawmihee innee lakum nazeerum mubeen
📖 Dikany Malagasy
Efa nalefanay i Noa tany amin’ny vahoakany : " Tena marina fa mpampitandrina miharihary ho Anareo Aho,

🎧 Henoy


📜 Andininy 23-27 — Houd

23إِنَّ الَّذِينَ آمَنُوا وَعَمِلُوا الصَّالِحَاتِ وَأَخْبَتُوا إِلَىٰ رَبِّهِمْ أُولَٰئِكَ أَصْحَابُ الْجَنَّةِ ۖ هُمْ فِيهَا خَالِدُونَ
Marina tokoa fa izay nino sy nanao asa soa kosa, dia izy ireny no olon'ny Paradisa ary hitoetra ao mandrakizay izy ireny.
24۞ مَثَلُ الْفَرِيقَيْنِ كَالْأَعْمَىٰ وَالْأَصَمِّ وَالْبَصِيرِ وَالسَّمِيعِ ۚ هَلْ يَسْتَوِيَانِ مَثَلًا ۚ أَفَلَا تَذَكَّرُونَ
Ny fanoharana natao tamin’ireo vondron’olona anakiroa dia tahaka : ny iray jamba sy marenina ary ny faha-roa mahita sy maheno. Moa ve mitovy ireo fanoharana roa ireo ? Moa ve tsy mandini-tena ianareo ?
25وَلَقَدْ أَرْسَلْنَا نُوحًا إِلَىٰ قَوْمِهِ إِنِّي لَكُمْ نَذِيرٌ مُّبِينٌ
Efa nalefanay i Noa tany amin’ny vahoakany : " Tena marina fa mpampitandrina miharihary ho Anareo Aho,
26أَن لَّا تَعْبُدُوا إِلَّا اللَّهَ ۖ إِنِّي أَخَافُ عَلَيْكُمْ عَذَابَ يَوْمٍ أَلِيمٍ
Mba tsy hanompo afa-tsy Allah irery ihany Ianareo. Marina fa, atahorako ho avy Aminareo ny sazin’ny andro izay mamirifiry ”.
27فَقَالَ الْمَلَأُ الَّذِينَ كَفَرُوا مِن قَوْمِهِ مَا نَرَاكَ إِلَّا بَشَرًا مِّثْلَنَا وَمَا نَرَاكَ اتَّبَعَكَ إِلَّا الَّذِينَ هُمْ أَرَاذِلُنَا بَادِيَ الرَّأْيِ وَمَا نَرَىٰ لَكُمْ عَلَيْنَا مِن فَضْلٍ بَلْ نَظُنُّكُمْ كَاذِبِينَ
Ary niteny ireo loholona izay tsy nino tamin’ny vahoakany (vahoakan’i Noa) : " Izahay dia tsy mahita afa-tsy olombelona tahaka Anay Ianao, ary Izahay dia tsy mahita afa-tsy ireo izay olona ambany saranga Aminay no sady tsy manam-pandinihana akory no manaraka Anao, ary Izahay dia tsy mahita fa ambony noho Izahay Ianareo, mihevitra kosa Izahay fa Ianareo dia mpandainga.
HoudFizahan-takila Koraña
123Andininy
MeccanRevelation
25Andininy

Fandikana — Houd 25

Surah Houd Andininy 25 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Efa nalefanay i Noa tany amin’ny vahoakany : " Tena…

Surah Andininy 25/123 — Houd هود (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Houd Henoy, Houd Fandikana, Houd mp3, Houd pdf. Andininy 23–27. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers