Houd · 34/123
Fandikana Fanononana — Houd
وَلَا يَنفَعُكُمْ نُصْحِي إِنْ أَرَدتُّ أَنْ أَنصَحَ لَكُمْ إِن كَانَ اللَّهُ يُرِيدُ أَن يُغْوِيَكُمْ ۚ هُوَ رَبُّكُمْ وَإِلَيْهِ تُرْجَعُونَ ٣٤
Transliteration
Wa laa yanfa`ukum nusheee in arattu an ansaha lakum in kaanal laahu yureedu ai yughwi yakum; Huwa Rabbukum wa ilaihi turja`oon
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ary tsy hitera-boka-tsoa ho Anareo ny fananarako, na dia mitady hanoro hevitra Anareo aza Aho, nefa tia hamily làlana Anareo i Allah. Izy no Tomponareo, ary any Aminy no hamerenana Anareo rehetra.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 32-36 — Houd
32قَالُوا يَا نُوحُ قَدْ جَادَلْتَنَا فَأَكْثَرْتَ جِدَالَنَا فَأْتِنَا بِمَا تَعِدُنَا إِن كُنتَ مِنَ الصَّادِقِينَ
Niteny izy ireo : " Ry Noa ! efa niady hevitra taminay ianao, ary dia nampitombo fifandirana taminay. Ka ento aty aminay izay nampanantenainao anay raha toa ka isan'ireo olo-marina ianao”.
33قَالَ إِنَّمَا يَأْتِيكُم بِهِ اللَّهُ إِن شَاءَ وَمَا أَنتُم بِمُعْجِزِينَ
Dia niteny izy ka nanao hoe : " Tena marina fa i Allah irery ihany no hitondra izany Aminareo raha sitrany, ary Ianareo dia tsy afa-manohitra ny fahefany ”.
34وَلَا يَنفَعُكُمْ نُصْحِي إِنْ أَرَدتُّ أَنْ أَنصَحَ لَكُمْ إِن كَانَ اللَّهُ يُرِيدُ أَن يُغْوِيَكُمْ ۚ هُوَ رَبُّكُمْ وَإِلَيْهِ تُرْجَعُونَ
Ary tsy hitera-boka-tsoa ho Anareo ny fananarako, na dia mitady hanoro hevitra Anareo aza Aho, nefa tia hamily làlana Anareo i Allah. Izy no Tomponareo, ary any Aminy no hamerenana Anareo rehetra.
35أَمْ يَقُولُونَ افْتَرَاهُ ۖ قُلْ إِنِ افْتَرَيْتُهُ فَعَلَيَّ إِجْرَامِي وَأَنَا بَرِيءٌ مِّمَّا تُجْرِمُونَ
Na koa milaza izy ireo manao hoe : " Noforoniny izany ”. ka teneno hoe : " Raha noforoniko izany dia hianjera Amiko ny heloko ary Izaho dia tsy manan-tsiny amin’izay heloka Ataonareo.
36وَأُوحِيَ إِلَىٰ نُوحٍ أَنَّهُ لَن يُؤْمِنَ مِن قَوْمِكَ إِلَّا مَن قَدْ آمَنَ فَلَا تَبْتَئِسْ بِمَا كَانُوا يَفْعَلُونَ
Ary nandefasana Fanambarana i Noa : " Tsy misy hino intsony ny vahoakanao afa-tsy izay efa nino, ka aoka Ianao tsy alahelo amin’izay ataon’izy ireo.
HoudFizahan-takila Koraña
123Andininy
MeccanRevelation
34Andininy
Fandikana — Houd 34
Surah Houd Andininy 34 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary tsy hitera-boka-tsoa ho Anareo ny fananarako, na dia mitady…Surah Andininy 34/123 — Houd هود (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Houd Henoy, Houd Fandikana, Houd mp3, Houd pdf. Andininy 32–36. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








