Yosofy · 14/111
Fandikana Fanononana — Surah Yosofy
قَالُوا لَئِنْ أَكَلَهُ الذِّئْبُ وَنَحْنُ عُصْبَةٌ إِنَّا إِذًا لَّخَاسِرُونَ ۝١٤
Qaaloo la in akalahuzzi`bu wa nahnu `usbatun innaaa izal lakhaasiroon
📖 Dikany Malagasy
Niteny izy ireo ka nanao hoe : " Raha sanatria ka ho lanin’ny amboadia tokoa Izy, nefa Izahay maro, tena faty antoka ho Anay izany.

🎧 Henoy


📜 Andininy 12-16 — Surah Yosofy

12أَرْسِلْهُ مَعَنَا غَدًا يَرْتَعْ وَيَلْعَبْ وَإِنَّا لَهُ لَحَافِظُونَ
Ka alefaso miaraka aminay izy rahampitso hitsangatsangana sy hilalao. Fa izahay dia vonona hiaro azy ”.
13قَالَ إِنِّي لَيَحْزُنُنِي أَن تَذْهَبُوا بِهِ وَأَخَافُ أَن يَأْكُلَهُ الذِّئْبُ وَأَنتُمْ عَنْهُ غَافِلُونَ
Hoy izy : “Marina fa malahelo aho ny hitondranareo azy, ary matahotra aho, sao lanin’ny amboadia izy amin’ny fotoana mahavariana anareo, ka tsy hitandremanareo azy”.
14قَالُوا لَئِنْ أَكَلَهُ الذِّئْبُ وَنَحْنُ عُصْبَةٌ إِنَّا إِذًا لَّخَاسِرُونَ
Niteny izy ireo ka nanao hoe : " Raha sanatria ka ho lanin’ny amboadia tokoa Izy, nefa Izahay maro, tena faty antoka ho Anay izany.
15فَلَمَّا ذَهَبُوا بِهِ وَأَجْمَعُوا أَن يَجْعَلُوهُ فِي غَيَابَتِ الْجُبِّ ۚ وَأَوْحَيْنَا إِلَيْهِ لَتُنَبِّئَنَّهُم بِأَمْرِهِمْ هَٰذَا وَهُمْ لَا يَشْعُرُونَ
Ary raha nentin’izy ireo izy, ka nifanarahan’izy ireo ny hamarina azy, anaty vovo lalina indrindra, dia nambaranay taminy hoe: “Mbola hampahafantarinao azy ireo, indray andro any, izao nataon’izy ireo izao, fa tsy tsapan’izy ireo izany ankehitriny”.
16وَجَاءُوا أَبَاهُمْ عِشَاءً يَبْكُونَ
Tonga tany amin’ny Rainy izy ireo ny alina sady nitomany.
YosofyFizahan-takila Koraña
111Andininy
MeccanRevelation
14Andininy

Fandikana — Yosofy 14

Surah Yosofy Andininy 14 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Niteny izy ireo ka nanao hoe : " Raha sanatria…

Surah Andininy 14/111 — Surah Yosofy يوسف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Yosofy Henoy, Surah Yosofy Fandikana, Surah Yosofy mp3, Surah Yosofy pdf. Andininy 12–16. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers