Yosofy · 49/111
Fandikana Fanononana — Yosofy
ثُمَّ يَأْتِي مِن بَعْدِ ذَٰلِكَ عَامٌ فِيهِ يُغَاثُ النَّاسُ وَفِيهِ يَعْصِرُونَ ۝٤٩
Summa yadtee mim ba`di zaalika `aamun feehi yughaa sun naasu wa feehi ya`siroon
📖 Dikany Malagasy
Ary avy eo, dia hisy taona iray hamonjena ny olona (amin’ny alalan’ny orana) ka handeha izy ireo eny amin’ny famiazam-boankazo.
🎧 Henoy

📜 Andininy 47-51 — Yosofy

47قَالَ تَزْرَعُونَ سَبْعَ سِنِينَ دَأَبًا فَمَا حَصَدتُّمْ فَذَرُوهُ فِي سُنبُلِهِ إِلَّا قَلِيلًا مِّمَّا تَأْكُلُونَ
Namaly izy (Josefa) ka nanao hoe : “ Aoka hamboly mandritry ny fito taona misesy Ianareo.Izay rehetra voanjinjanareo dia avelao amin’ny salohiny, afa-tsy izay kelikely ho haninareo.
48ثُمَّ يَأْتِي مِن بَعْدِ ذَٰلِكَ سَبْعٌ شِدَادٌ يَأْكُلْنَ مَا قَدَّمْتُمْ لَهُنَّ إِلَّا قَلِيلًا مِّمَّا تُحْصِنُونَ
Ary manaraka izany dia hisy fito taona ny hain-tany sy ny mosary ihinananareo izay nangoninareo afa-tsy ireo kelikely ataonareo voa hafafy.
49ثُمَّ يَأْتِي مِن بَعْدِ ذَٰلِكَ عَامٌ فِيهِ يُغَاثُ النَّاسُ وَفِيهِ يَعْصِرُونَ
Ary avy eo, dia hisy taona iray hamonjena ny olona (amin’ny alalan’ny orana) ka handeha izy ireo eny amin’ny famiazam-boankazo.
50وَقَالَ الْمَلِكُ ائْتُونِي بِهِ ۖ فَلَمَّا جَاءَهُ الرَّسُولُ قَالَ ارْجِعْ إِلَىٰ رَبِّكَ فَاسْأَلْهُ مَا بَالُ النِّسْوَةِ اللَّاتِي قَطَّعْنَ أَيْدِيَهُنَّ ۚ إِنَّ رَبِّي بِكَيْدِهِنَّ عَلِيمٌ
Ary niteny ilay mpanjaka ka nanao hoe : “ Ento aty Amiko Izy ”. Nony tonga teo aminy ny Iraka dia niteny i Yosofa (A.s) nanao hoe : " Miverena any amin’ny Tomponao Ianao ka hanontanio Azy, ahoana ny momba ireo vehivavy nandidy ny tànany (izy ireo) ? Marina fa ny Tompoko dia mahalala tanteraka ny teti-dratsin’izy ireo ”.
51قَالَ مَا خَطْبُكُنَّ إِذْ رَاوَدتُّنَّ يُوسُفَ عَن نَّفْسِهِ ۚ قُلْنَ حَاشَ لِلَّهِ مَا عَلِمْنَا عَلَيْهِ مِن سُوءٍ ۚ قَالَتِ امْرَأَتُ الْعَزِيزِ الْآنَ حَصْحَصَ الْحَقُّ أَنَا رَاوَدتُّهُ عَن نَّفْسِهِ وَإِنَّهُ لَمِنَ الصَّادِقِينَ
Tamin’izay dia hoy ny mpanjaka tamin’izy ireo : “Inona àry no nahatonga anareo hiezaka haka fanahy an’i Josefa?”, ka hoy izy ireo namaly : “Tsy sitrak’Allah izany! Tsy mahalala na inona na inona ratsy aminy izahay”, ary hoy ny vadin’i Aziz : “Miseho ny marina ankehitriny, izaho no te-haka fanahy azy, ary ekena fa isan’ny olo-marina izy”
YosofyFizahan-takila Koraña
111Andininy
MeccanRevelation
49Andininy

Fandikana — Yosofy 49

Surah Yosofy Andininy 49 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary avy eo, dia hisy taona iray hamonjena ny olona…

Surah Andininy 49/111 — Yosofy يوسف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Yosofy Henoy, Yosofy Fandikana, Yosofy mp3, Yosofy pdf. Andininy 47–51. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers