Ar-Ra'd · 38/43
Fandikana Fanononana — Ar-Ra'd
وَلَقَدْ أَرْسَلْنَا رُسُلًا مِّن قَبْلِكَ وَجَعَلْنَا لَهُمْ أَزْوَاجًا وَذُرِّيَّةً ۚ وَمَا كَانَ لِرَسُولٍ أَن يَأْتِيَ بِآيَةٍ إِلَّا بِإِذْنِ اللَّهِ ۗ لِكُلِّ أَجَلٍ كِتَابٌ ۝٣٨
Wa laqad arsalnaa Rusulam min qablika wa ja`alnaa lahum azwaajanw wa zurriyyah; wa maa kaana lirasoolin ai yaatiya bi aayatin illaa bi iznil laah; likulli ajalin kitaab
📖 Dikany Malagasy
Tena marina fa nandefa ireo Iraka teo alohanareo Izahay, ary nanome vady sy taranaka azy ireo. Fa tsy anjaran’ny Iraka (na Mpaminany) no mitondra fahagagana, afa-tsy amin’ny alalana avy amin’i Allah. Samy manana ny fe-potoany izay noraiketina ao anaty Boky (ny olona tsirairay).
🎧 Henoy

📜 Andininy 36-40 — Ar-Ra'd

36وَالَّذِينَ آتَيْنَاهُمُ الْكِتَابَ يَفْرَحُونَ بِمَا أُنزِلَ إِلَيْكَ ۖ وَمِنَ الْأَحْزَابِ مَن يُنكِرُ بَعْضَهُ ۚ قُلْ إِنَّمَا أُمِرْتُ أَنْ أَعْبُدَ اللَّهَ وَلَا أُشْرِكَ بِهِ ۚ إِلَيْهِ أَدْعُو وَإِلَيْهِ مَآبِ
Ary ireo izay efa nomenay ny Boky dia mifaly amin’izay nampidinina Taminao. Nefa misy andiany (olona maro) mankahala ny ampahany amin’izany. Teneno fa hoe : “ Tena marina fa nodidina Aho hanompo an’i Allah ary tsy hampikambana Azy amin’ny hafa, ary ho any Aminy no hiantsoako (olona). Ary any Aminy koa no hiverenako ”.
37وَكَذَٰلِكَ أَنزَلْنَاهُ حُكْمًا عَرَبِيًّا ۚ وَلَئِنِ اتَّبَعْتَ أَهْوَاءَهُم بَعْدَمَا جَاءَكَ مِنَ الْعِلْمِ مَا لَكَ مِنَ اللَّهِ مِن وَلِيٍّ وَلَا وَاقٍ
Tahaka izany no nampidinanay (Koroany) lalàna amin’ny fiteny Arabo. Ary raha manaraka ny sitrapon’izy ireo Ianao aorian’ny fahazoanao ny fahalalana dia tsy hanana mpiaro na mpiahy Ianao eo anatrehan’i Allah
38وَلَقَدْ أَرْسَلْنَا رُسُلًا مِّن قَبْلِكَ وَجَعَلْنَا لَهُمْ أَزْوَاجًا وَذُرِّيَّةً ۚ وَمَا كَانَ لِرَسُولٍ أَن يَأْتِيَ بِآيَةٍ إِلَّا بِإِذْنِ اللَّهِ ۗ لِكُلِّ أَجَلٍ كِتَابٌ
Tena marina fa nandefa ireo Iraka teo alohanareo Izahay, ary nanome vady sy taranaka azy ireo. Fa tsy anjaran’ny Iraka (na Mpaminany) no mitondra fahagagana, afa-tsy amin’ny alalana avy amin’i Allah. Samy manana ny fe-potoany izay noraiketina ao anaty Boky (ny olona tsirairay).
39يَمْحُو اللَّهُ مَا يَشَاءُ وَيُثْبِتُ ۖ وَعِندَهُ أُمُّ الْكِتَابِ
Mamafa sy manamafy araka izay sitrany i Allah (amin’ny lalàna) ary ny soratra voalohany indrindra dia any Aminy (Lahol Mafouz)
40وَإِن مَّا نُرِيَنَّكَ بَعْضَ الَّذِي نَعِدُهُمْ أَوْ نَتَوَفَّيَنَّكَ فَإِنَّمَا عَلَيْكَ الْبَلَاغُ وَعَلَيْنَا الْحِسَابُ
Na hampahitanay Anao ny ampahany sasantsasany amin’izay nampitahorinay azy ireo, na hataonay ho maty Ianao (alohan’izany), ny adidinao dia mampita ny hafatra ihany, fa ny fitsarana kosa dia Anay.
Ar-Ra'dFizahan-takila Koraña
43Andininy
MedinanRevelation
38Andininy

Fandikana — Ar-Ra'd 38

Surah Ar-Ra'd Andininy 38 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tena marina fa nandefa ireo Iraka teo alohanareo Izahay, ary…

Surah Andininy 38/43 — Ar-Ra'd الرعد (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ar-Ra'd Henoy, Ar-Ra'd Fandikana, Ar-Ra'd mp3, Ar-Ra'd pdf. Andininy 36–40. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers