Ibrahim · 3/52
Fandikana Fanononana — Surah Ibrahim
الَّذِينَ يَسْتَحِبُّونَ الْحَيَاةَ الدُّنْيَا عَلَى الْآخِرَةِ وَيَصُدُّونَ عَن سَبِيلِ اللَّهِ وَيَبْغُونَهَا عِوَجًا ۚ أُولَٰئِكَ فِي ضَلَالٍ بَعِيدٍ ۝٣
Allazeena yastahibboo nal hayaatad dunyaa `alal aakhirati wa yasuddoona `ansabeelil laahi wa yabghoonahaa `iwajaa; ulaaa `ika fee dalaalim ba`eed
📖 Dikany Malagasy
Ireo izay tia ny fiainana eto an-tany nohon'ny fiainana any an-koatra, misakana ny làlan’i Allah sy mitady hampiolaka izany : Izy ireny dia ho very tanteraka tokoa.

🎧 Henoy


📜 Andininy 1-5 — Surah Ibrahim

1الر ۚ كِتَابٌ أَنزَلْنَاهُ إِلَيْكَ لِتُخْرِجَ النَّاسَ مِنَ الظُّلُمَاتِ إِلَى النُّورِ بِإِذْنِ رَبِّهِمْ إِلَىٰ صِرَاطِ الْعَزِيزِ الْحَمِيدِ
ALIF, LAM, RA. Ity ilay Boky izay nampidininay Aminao mba hamoahanao ireo Olona ao anaty haizina hankany amin’ny hazavana, amin’ny alàlan’ny Tompon’izy ireo, ho amin’ny làlan’ilay Mahery, ilay Mendri-piderana.
2اللَّهِ الَّذِي لَهُ مَا فِي السَّمَاوَاتِ وَمَا فِي الْأَرْضِ ۗ وَوَيْلٌ لِّلْكَافِرِينَ مِنْ عَذَابٍ شَدِيدٍ
Allah, izay Azy ny zavatra rehetra, any andanitra sy ety ambonin’ny tany. Ary loza ho an’ireo tsy mpino, amin’ny famaizana mafy (izay ho azon’izy ireo).
3الَّذِينَ يَسْتَحِبُّونَ الْحَيَاةَ الدُّنْيَا عَلَى الْآخِرَةِ وَيَصُدُّونَ عَن سَبِيلِ اللَّهِ وَيَبْغُونَهَا عِوَجًا ۚ أُولَٰئِكَ فِي ضَلَالٍ بَعِيدٍ
Ireo izay tia ny fiainana eto an-tany nohon'ny fiainana any an-koatra, misakana ny làlan’i Allah sy mitady hampiolaka izany : Izy ireny dia ho very tanteraka tokoa.
4وَمَا أَرْسَلْنَا مِن رَّسُولٍ إِلَّا بِلِسَانِ قَوْمِهِ لِيُبَيِّنَ لَهُمْ ۖ فَيُضِلُّ اللَّهُ مَن يَشَاءُ وَيَهْدِي مَن يَشَاءُ ۚ وَهُوَ الْعَزِيزُ الْحَكِيمُ
Ary tsy nandefa Iraka Izahay raha tsy tamin’ny fitenin’ny vahoakany, mba hanazava amin’izy Ireo. Mamery izay sitrany i Allah;ary mitari-dàlana ihany koa izay sitrany, Izy ilay Mahery, ilay be Fahendrena.
5وَلَقَدْ أَرْسَلْنَا مُوسَىٰ بِآيَاتِنَا أَنْ أَخْرِجْ قَوْمَكَ مِنَ الظُّلُمَاتِ إِلَى النُّورِ وَذَكِّرْهُم بِأَيَّامِ اللَّهِ ۚ إِنَّ فِي ذَٰلِكَ لَآيَاتٍ لِّكُلِّ صَبَّارٍ شَكُورٍ
Tena marina fa, nandefa an’i Mosa (A,s) (Mosesy) Izahay niaraka tamin’ny fahagagana avy Aminay (sady niteny taminy hoe) : ” Avoahy ao amin’ny haizina ny vahoakanao ho any amin’ny fahazavana ary ampahatsiahivo azy Ireo ny andron’i Allah ” (Ireo fahasoavany) ”. Tena marina fa amin’izany rehetra izany, dia misy Famantarana ho an’izay be faharetana sy feno fankasitrahana.
IbrahimFizahan-takila Koraña
52Andininy
MeccanRevelation
3Andininy

Fandikana — Ibrahim 3

Surah Ibrahim Andininy 3 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ireo izay tia ny fiainana eto an-tany nohon'ny fiainana any…

Surah Andininy 3/52 — Surah Ibrahim إبراهيم (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ibrahim Henoy, Surah Ibrahim Fandikana, Surah Ibrahim mp3, Surah Ibrahim pdf. Andininy 1–5. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers