Al-Hijr · 36/99
Fandikana Fanononana — Surah Al-Hijr
قَالَ رَبِّ فَأَنظِرْنِي إِلَىٰ يَوْمِ يُبْعَثُونَ ۝٣٦
Qaala Rabbi fa anzirneee ilaa Yawmi yub`asoon
📖 Dikany Malagasy
Namaly Izy ka nanao hoe : “ O ry Tompoko ! Omeo fe-potoana àry Aho mandra-pahatongavan’ny Andro izay hananganana azy ireo (ireo olombelona) amin’ny maty ”.

🎧 Henoy


📜 Andininy 34-38 — Surah Al-Hijr

34قَالَ فَاخْرُجْ مِنْهَا فَإِنَّكَ رَجِيمٌ
Niteny Izy (Allah) ka nanao hoe : “ Mialà ao (amin’ny Paradisa) Ianao ! Fa Ianao dia tena voahozona.
35وَإِنَّ عَلَيْكَ اللَّعْنَةَ إِلَىٰ يَوْمِ الدِّينِ
Ary hihatra Aminao ny ozona, mandra-pahatongavan’ny Andron’ny famaliana (Fitsarana).
36قَالَ رَبِّ فَأَنظِرْنِي إِلَىٰ يَوْمِ يُبْعَثُونَ
Namaly Izy ka nanao hoe : “ O ry Tompoko ! Omeo fe-potoana àry Aho mandra-pahatongavan’ny Andro izay hananganana azy ireo (ireo olombelona) amin’ny maty ”.
37قَالَ فَإِنَّكَ مِنَ الْمُنظَرِينَ
Niteny Izy (Allah) ka nanao hoe : “ Ianao dia tena anisan’ireo mahazo fanekena amin’izany fe-potoana izany.
38إِلَىٰ يَوْمِ الْوَقْتِ الْمَعْلُومِ
Mandra-pahatongavan’ny fotoana efa fantatra (fantatr’i Allah) ”.
Al-HijrFizahan-takila Koraña
99Andininy
MeccanRevelation
36Andininy

Fandikana — Al-Hijr 36

Surah Al-Hijr Andininy 36 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Namaly Izy ka nanao hoe : “ O ry Tompoko…

Surah Andininy 36/99 — Surah Al-Hijr الحجر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Hijr Henoy, Surah Al-Hijr Fandikana, Surah Al-Hijr mp3, Surah Al-Hijr pdf. Andininy 34–38. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers