Al-Hijr · 74/99
Fandikana Fanononana — Surah Al-Hijr
فَجَعَلْنَا عَالِيَهَا سَافِلَهَا وَأَمْطَرْنَا عَلَيْهِمْ حِجَارَةً مِّن سِجِّيلٍ ۝٧٤
Faja`alnaa `aaliyahaa saafilahaa wa amtamaa `alaihim hijaaratam min sjijjeel
📖 Dikany Malagasy
Ary navadikay ambony sy ambany (ny tanàna), ary narotsakay nifanesisesy tamin’izy ireo (tahaka ny orana) ny vato avy amin’ny tany manga.

🎧 Henoy


📜 Andininy 72-76 — Surah Al-Hijr

72لَعَمْرُكَ إِنَّهُمْ لَفِي سَكْرَتِهِمْ يَعْمَهُونَ
Mianiana amin’ny fiainanao (Aho) fa nikorontan-tsaina izy ireo tao anaty firediredeny.
73فَأَخَذَتْهُمُ الصَّيْحَةُ مُشْرِقِينَ
Ka dia ny kiakiaka (loza) no nahazo azy ireo tamin’ny fiposahan’ny masoandro.
74فَجَعَلْنَا عَالِيَهَا سَافِلَهَا وَأَمْطَرْنَا عَلَيْهِمْ حِجَارَةً مِّن سِجِّيلٍ
Ary navadikay ambony sy ambany (ny tanàna), ary narotsakay nifanesisesy tamin’izy ireo (tahaka ny orana) ny vato avy amin’ny tany manga.
75إِنَّ فِي ذَٰلِكَ لَآيَاتٍ لِّلْمُتَوَسِّمِينَ
Izany tokoa dia famantarana marina ho an’ireo izay mahay mandinika.
76وَإِنَّهَا لَبِسَبِيلٍ مُّقِيمٍ
Izy io (io tanàna io) dia tena eo amin’ny làlana izay fantatry ny maro.
Al-HijrFizahan-takila Koraña
99Andininy
MeccanRevelation
74Andininy

Fandikana — Al-Hijr 74

Surah Al-Hijr Andininy 74 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary navadikay ambony sy ambany (ny tanàna), ary narotsakay nifanesisesy…

Surah Andininy 74/99 — Surah Al-Hijr الحجر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Hijr Henoy, Surah Al-Hijr Fandikana, Surah Al-Hijr mp3, Surah Al-Hijr pdf. Andininy 72–76. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers