Al-Hijr · 97/99
Fandikana Fanononana — Surah Al-Hijr
وَلَقَدْ نَعْلَمُ أَنَّكَ يَضِيقُ صَدْرُكَ بِمَا يَقُولُونَ ۝٩٧
Wa laqad na`lamu annak yadeequ sadruka bimaa yaqooloon
📖 Dikany Malagasy
Ary tena fantatray tsara fa mihatery ny tratranao (fonao) amin’izay tenenin’izy ireo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 95-99 — Surah Al-Hijr

95إِنَّا كَفَيْنَاكَ الْمُسْتَهْزِئِينَ
Marina fa Izahay dia hiaro Anao tanteraka amin’ireo mpaneso.
96الَّذِينَ يَجْعَلُونَ مَعَ اللَّهِ إِلَٰهًا آخَرَ ۚ فَسَوْفَ يَعْلَمُونَ
Ireo izay mampisy Zanahary hafa miaraka amin’i Allah. Tsy ho ela dia ahafantatra izy ireo.
97وَلَقَدْ نَعْلَمُ أَنَّكَ يَضِيقُ صَدْرُكَ بِمَا يَقُولُونَ
Ary tena fantatray tsara fa mihatery ny tratranao (fonao) amin’izay tenenin’izy ireo.
98فَسَبِّحْ بِحَمْدِ رَبِّكَ وَكُن مِّنَ السَّاجِدِينَ
Ary derao sy ankalazao ny Tomponao, ary aoka Ianao ho anisan’ireo mpiankohoka.
99وَاعْبُدْ رَبَّكَ حَتَّىٰ يَأْتِيَكَ الْيَقِينُ
Ary tompoy ny Tomponao mandra-pahatongan’ny fItokisana (fahafatesana) eo Aminao.
Al-HijrFizahan-takila Koraña
99Andininy
MeccanRevelation
97Andininy

Fandikana — Al-Hijr 97

Surah Al-Hijr Andininy 97 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary tena fantatray tsara fa mihatery ny tratranao (fonao) amin’izay…

Surah Andininy 97/99 — Surah Al-Hijr الحجر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Hijr Henoy, Surah Al-Hijr Fandikana, Surah Al-Hijr mp3, Surah Al-Hijr pdf. Andininy 95–99. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers