An-Nahl · 55/128
Fandikana Fanononana — An-Nahl
لِيَكْفُرُوا بِمَا آتَيْنَاهُمْ ۚ فَتَمَتَّعُوا ۖ فَسَوْفَ تَعْلَمُونَ ٥٥
Transliteration
Liyakfuroo bimaa aatainaahum; fatamatta`oo, faswfa ta`lamoon
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Tsy mankasitraka tokoa izay nomenay Azy izy ireo. Mifalia àry Ianareo (amin’ny fotoana fohy). Tsy ho ela dia ho fantatrareo izany.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 53-57 — An-Nahl
53وَمَا بِكُم مِّن نِّعْمَةٍ فَمِنَ اللَّهِ ۖ ثُمَّ إِذَا مَسَّكُمُ الضُّرُّ فَإِلَيْهِ تَجْأَرُونَ
Ary izay zava-tsoa rehetra Anananareo dia avy amin’i Allah, ary rehefa tra-pahoriana Ianareo dia Izy no hitalahoanareo amin’ny feo avo.
54ثُمَّ إِذَا كَشَفَ الضُّرَّ عَنكُمْ إِذَا فَرِيقٌ مِّنكُم بِرَبِّهِمْ يُشْرِكُونَ
Avy eo, rehefa nesoriny teo Aminareo ny fahoriana, dia indro misy andiany avy Aminareo, mampikambana ny Tompon’izy ireo amin’ny hafa.
55لِيَكْفُرُوا بِمَا آتَيْنَاهُمْ ۚ فَتَمَتَّعُوا ۖ فَسَوْفَ تَعْلَمُونَ
Tsy mankasitraka tokoa izay nomenay Azy izy ireo. Mifalia àry Ianareo (amin’ny fotoana fohy). Tsy ho ela dia ho fantatrareo izany.
56وَيَجْعَلُونَ لِمَا لَا يَعْلَمُونَ نَصِيبًا مِّمَّا رَزَقْنَاهُمْ ۗ تَاللَّهِ لَتُسْأَلُنَّ عَمَّا كُنتُمْ تَفْتَرُونَ
Ary dia nataon’izy ireo ho an’izay tsy fantany akory (ireo sampy) ny ampahany amin’ireo fananana natolotray ho azy ireo. Mba ho marina eo anatrehan’i Allah ! Hanontaniana tokoa mikasika izay noforoninareo Ianareo.
57وَيَجْعَلُونَ لِلَّهِ الْبَنَاتِ سُبْحَانَهُ ۙ وَلَهُم مَّا يَشْتَهُونَ
Ary nataon’izy ireo ho manan-janaka vavy i Allah. Ho Azy anie ny Voninahitra ! Ka ho azy ireo ihany izay iriany.
An-NahlFizahan-takila Koraña
128Andininy
MeccanRevelation
55Andininy
Fandikana — An-Nahl 55
Surah An-Nahl Andininy 55 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tsy mankasitraka tokoa izay nomenay Azy izy ireo. Mifalia àry…Surah Andininy 55/128 — An-Nahl النحل (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: An-Nahl Henoy, An-Nahl Fandikana, An-Nahl mp3, An-Nahl pdf. Andininy 53–57. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








