Al-Isra · 23/111
Fandikana Fanononana — Al-Isra
۞ وَقَضَىٰ رَبُّكَ أَلَّا تَعْبُدُوا إِلَّا إِيَّاهُ وَبِالْوَالِدَيْنِ إِحْسَانًا ۚ إِمَّا يَبْلُغَنَّ عِندَكَ الْكِبَرَ أَحَدُهُمَا أَوْ كِلَاهُمَا فَلَا تَقُل لَّهُمَا أُفٍّ وَلَا تَنْهَرْهُمَا وَقُل لَّهُمَا قَوْلًا كَرِيمًا ۝٢٣
Wa qadaa Rabbuka allaa ta`budooo illaaa iyyaahu wa bilwaalidaini ihsaanaa; immaa yablughanna `indakal kibara ahaduhumaaa aw kilaahumaa falaa taqul lahumaaa uffinw wa laa tanharhumaa wa qullahumaa qawlan kareemaa
📖 Dikany Malagasy
Ary nandidy ny Tomponao nanao hoe : “Aza manompo afa-tsy Izy ihany ianareo ary manaova soa amin’ireo Ray aman-dreny. Raha tratran’ny fahanterany eo anatrehanao ny iray amin’izy ireo na izy roa mihitsy, dia aza miteny amin’izy ireo hoe : “Eisy !” ary aza mandrahona azy ireo ianao, fa mitenena amin’izy ireo teny feno fanajana.
🎧 Henoy

📜 Andininy 21-25 — Al-Isra

21انظُرْ كَيْفَ فَضَّلْنَا بَعْضَهُمْ عَلَىٰ بَعْضٍ ۚ وَلَلْآخِرَةُ أَكْبَرُ دَرَجَاتٍ وَأَكْبَرُ تَفْضِيلًا
Jereo, fa ahoana àry ny fanomezanay tombony ny sasany amin’izy ireo mihoatra ny sasany hafa ! Ary ny any ankoatra dia ambony kokoa amin’ny laharana sy amin’ny fahamendrehana.
22لَّا تَجْعَلْ مَعَ اللَّهِ إِلَٰهًا آخَرَ فَتَقْعُدَ مَذْمُومًا مَّخْذُولًا
Aza atao mihitsy ny mampitambatra an'I Allah amin’ny zanahary hafa raha tsy izany dia hipetraka ho voaheso sy hilaozana ianao.
23۞ وَقَضَىٰ رَبُّكَ أَلَّا تَعْبُدُوا إِلَّا إِيَّاهُ وَبِالْوَالِدَيْنِ إِحْسَانًا ۚ إِمَّا يَبْلُغَنَّ عِندَكَ الْكِبَرَ أَحَدُهُمَا أَوْ كِلَاهُمَا فَلَا تَقُل لَّهُمَا أُفٍّ وَلَا تَنْهَرْهُمَا وَقُل لَّهُمَا قَوْلًا كَرِيمًا
Ary nandidy ny Tomponao nanao hoe : “Aza manompo afa-tsy Izy ihany ianareo ary manaova soa amin’ireo Ray aman-dreny. Raha tratran’ny fahanterany eo anatrehanao ny iray amin’izy ireo na izy roa mihitsy, dia aza miteny amin’izy ireo hoe : “Eisy !” ary aza mandrahona azy ireo ianao, fa mitenena amin’izy ireo teny feno fanajana.
24وَاخْفِضْ لَهُمَا جَنَاحَ الذُّلِّ مِنَ الرَّحْمَةِ وَقُل رَّبِّ ارْحَمْهُمَا كَمَا رَبَّيَانِي صَغِيرًا
Ary milefera tanteraka amin’izy ireo ianao amin’ny alalan’ny famindram-po ka mitenena hoe : “Tompo ô ! Mamindrà fo amin’izy roa ireo Ianao tahaka ny nitaizan’izy ireo ahy fony mbola kely”.
25رَّبُّكُمْ أَعْلَمُ بِمَا فِي نُفُوسِكُمْ ۚ إِن تَكُونُوا صَالِحِينَ فَإِنَّهُ كَانَ لِلْأَوَّابِينَ غَفُورًا
Ny Tomponareo dia mahalala indrindra izay ao amin’ny tenanareo. Raha tsara fanahy ianareo, dia tena Mpamela heloka tokoa Izy ho an’ireo izay miverina (mibebaka) Aminy.
Al-IsraFizahan-takila Koraña
111Andininy
MeccanRevelation
23Andininy

Fandikana — Al-Isra 23

Surah Al-Isra Andininy 23 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary nandidy ny Tomponao nanao hoe : “Aza manompo afa-tsy…

Surah Andininy 23/111 — Al-Isra الإسراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Isra Henoy, Al-Isra Fandikana, Al-Isra mp3, Al-Isra pdf. Andininy 21–25. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers