Al-Isra · 37/111
Fandikana Fanononana — Al-Isra
وَلَا تَمْشِ فِي الْأَرْضِ مَرَحًا ۖ إِنَّكَ لَن تَخْرِقَ الْأَرْضَ وَلَن تَبْلُغَ الْجِبَالَ طُولًا ۝٣٧
Wa laa tamshi fil ardi marahan innaka lan takhriqal arda wa lan tablughal jibaala toola
📖 Dikany Malagasy
Ary aza manitsaka eny amin’ny tany amim-pireharehana ianao, marina fa ianao dia tsy hahavaky ny tany mihitsy, ary tsy hahatratra na oviana na oviana ny haavon’ny tendrombohitra ianao.

🎧 Henoy


📜 Andininy 35-39 — Al-Isra

35وَأَوْفُوا الْكَيْلَ إِذَا كِلْتُمْ وَزِنُوا بِالْقِسْطَاسِ الْمُسْتَقِيمِ ۚ ذَٰلِكَ خَيْرٌ وَأَحْسَنُ تَأْوِيلًا
Ary ataovy feno tsara ny famarana, raha mamatra ianareo, ary mandanjà amin’ny fandanjana marina ianareo, fa izany no tsara (ho anareo), ary tena mendrika tokoa ny vokany.
36وَلَا تَقْفُ مَا لَيْسَ لَكَ بِهِ عِلْمٌ ۚ إِنَّ السَّمْعَ وَالْبَصَرَ وَالْفُؤَادَ كُلُّ أُولَٰئِكَ كَانَ عَنْهُ مَسْئُولًا
Ary aza manaraka izay tsy anananao fahalalana ianao. Marina fa ny fandrenesana, ny fahitana, ny fo, izy rehetra ireny dia ho anontaniana ny olombelona avokoa.
37وَلَا تَمْشِ فِي الْأَرْضِ مَرَحًا ۖ إِنَّكَ لَن تَخْرِقَ الْأَرْضَ وَلَن تَبْلُغَ الْجِبَالَ طُولًا
Ary aza manitsaka eny amin’ny tany amim-pireharehana ianao, marina fa ianao dia tsy hahavaky ny tany mihitsy, ary tsy hahatratra na oviana na oviana ny haavon’ny tendrombohitra ianao.
38كُلُّ ذَٰلِكَ كَانَ سَيِّئُهُ عِندَ رَبِّكَ مَكْرُوهًا
Izany rehetra izany, dia ankahalan’ny Tomponao izay ratsy Aminy.
39ذَٰلِكَ مِمَّا أَوْحَىٰ إِلَيْكَ رَبُّكَ مِنَ الْحِكْمَةِ ۗ وَلَا تَجْعَلْ مَعَ اللَّهِ إِلَٰهًا آخَرَ فَتُلْقَىٰ فِي جَهَنَّمَ مَلُومًا مَّدْحُورًا
Izany dia anisan’izay nambaran’ny Tomponao taminao momba ny fahendrena. Ary aza atao mihitsy ny mampitambatra an'I Allah amin’ny zanahary hafa, raha tsy izany dia hatoraka ao anaty afobe ianao, voarahona sy voatosika.
Al-IsraFizahan-takila Koraña
111Andininy
MeccanRevelation
37Andininy

Fandikana — Al-Isra 37

Surah Al-Isra Andininy 37 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary aza manitsaka eny amin’ny tany amim-pireharehana ianao, marina fa…

Surah Andininy 37/111 — Al-Isra الإسراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Isra Henoy, Al-Isra Fandikana, Al-Isra mp3, Al-Isra pdf. Andininy 35–39. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers