Al-Isra · 66/111
Fandikana Fanononana — Al-Isra
رَّبُّكُمُ الَّذِي يُزْجِي لَكُمُ الْفُلْكَ فِي الْبَحْرِ لِتَبْتَغُوا مِن فَضْلِهِ ۚ إِنَّهُ كَانَ بِكُمْ رَحِيمًا ۝٦٦
Rabbukumul lazee yuzjee lakumul fulka fil bahri litabtaghoo min fadlih; innahoo kaana bikum Raheemaa
📖 Dikany Malagasy
Ny Tomponareo izay mampisosa ho anareo ny sambo eny amin’ny ranomasina, mba hitadiavanareo ny fahasoavany.Tena marina fa Izy dia tena be Indrafo aminareo.
🎧 Henoy

📜 Andininy 64-68 — Al-Isra

64وَاسْتَفْزِزْ مَنِ اسْتَطَعْتَ مِنْهُم بِصَوْتِكَ وَأَجْلِبْ عَلَيْهِم بِخَيْلِكَ وَرَجِلِكَ وَشَارِكْهُمْ فِي الْأَمْوَالِ وَالْأَوْلَادِ وَعِدْهُمْ ۚ وَمَا يَعِدُهُمُ الشَّيْطَانُ إِلَّا غُرُورًا
“Sintony amin’ny alalan’ny feonao, izay tratranao amin’izy ireo ary angony ireo miaramilanao mpitaingin-tsoavaly sy ireo mpandeha tongotra, hanohitra azy ireo, mikambàna amin’izy ireo ianao amin’ireo fananana sy amin’ireo zanaka ary omeo fampanantenana izy ireo”.Ary tsy manome fampanantenana azy ireo ny satana raha tsy ny lainga.
65إِنَّ عِبَادِي لَيْسَ لَكَ عَلَيْهِمْ سُلْطَانٌ ۚ وَكَفَىٰ بِرَبِّكَ وَكِيلًا
Marina fa ireo mpanompoko kosa dia tsy anananao fahefana izy ireo. Ary ampy ho Mpiahy ny Tomponao.
66رَّبُّكُمُ الَّذِي يُزْجِي لَكُمُ الْفُلْكَ فِي الْبَحْرِ لِتَبْتَغُوا مِن فَضْلِهِ ۚ إِنَّهُ كَانَ بِكُمْ رَحِيمًا
Ny Tomponareo izay mampisosa ho anareo ny sambo eny amin’ny ranomasina, mba hitadiavanareo ny fahasoavany.Tena marina fa Izy dia tena be Indrafo aminareo.
67وَإِذَا مَسَّكُمُ الضُّرُّ فِي الْبَحْرِ ضَلَّ مَن تَدْعُونَ إِلَّا إِيَّاهُ ۖ فَلَمَّا نَجَّاكُمْ إِلَى الْبَرِّ أَعْرَضْتُمْ ۚ وَكَانَ الْإِنسَانُ كَفُورًا
Ary rehefa mahazo anareo ny loza, eny an-dranomasina, dia very (miala amin’ny sainareo) ireo izay nitalahoanareo, afa-tsy Izy (Allah). Ary rehefa navotany eny an-tanety ianareo dia mitsipaka Azy ianareo.Tena tsy mahay mankasitraka ny olombelona.
68أَفَأَمِنتُمْ أَن يَخْسِفَ بِكُمْ جَانِبَ الْبَرِّ أَوْ يُرْسِلَ عَلَيْكُمْ حَاصِبًا ثُمَّ لَا تَجِدُوا لَكُمْ وَكِيلًا
Mino ve ianareo fa ho voaaro, tsy handentika anareo ao anaty rindrin-tany Izy na tsy handefa rivo-mahery aminareo ? Ka tsy hahita mpiahy ho anareo ianareo !
Al-IsraFizahan-takila Koraña
111Andininy
MeccanRevelation
66Andininy

Fandikana — Al-Isra 66

Surah Al-Isra Andininy 66 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ny Tomponareo izay mampisosa ho anareo ny sambo eny amin’ny…

Surah Andininy 66/111 — Al-Isra الإسراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Isra Henoy, Al-Isra Fandikana, Al-Isra mp3, Al-Isra pdf. Andininy 64–68. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers