Al-Isra · 67/111
Fandikana Fanononana — Surah Al-Isra
وَإِذَا مَسَّكُمُ الضُّرُّ فِي الْبَحْرِ ضَلَّ مَن تَدْعُونَ إِلَّا إِيَّاهُ ۖ فَلَمَّا نَجَّاكُمْ إِلَى الْبَرِّ أَعْرَضْتُمْ ۚ وَكَانَ الْإِنسَانُ كَفُورًا ۝٦٧
Wa izaa massakumuddurru fil bahri dalla man tad`oona illaaa iyyaahu falammaa najjaakum ilal barri a`radtum; wa kaanal insaanu kafooraa
📖 Dikany Malagasy
Ary rehefa mahazo anareo ny loza, eny an-dranomasina, dia very (miala amin’ny sainareo) ireo izay nitalahoanareo, afa-tsy Izy (Allah). Ary rehefa navotany eny an-tanety ianareo dia mitsipaka Azy ianareo.Tena tsy mahay mankasitraka ny olombelona.

🎧 Henoy


📜 Andininy 65-69 — Surah Al-Isra

65إِنَّ عِبَادِي لَيْسَ لَكَ عَلَيْهِمْ سُلْطَانٌ ۚ وَكَفَىٰ بِرَبِّكَ وَكِيلًا
Marina fa ireo mpanompoko kosa dia tsy anananao fahefana izy ireo. Ary ampy ho Mpiahy ny Tomponao.
66رَّبُّكُمُ الَّذِي يُزْجِي لَكُمُ الْفُلْكَ فِي الْبَحْرِ لِتَبْتَغُوا مِن فَضْلِهِ ۚ إِنَّهُ كَانَ بِكُمْ رَحِيمًا
Ny Tomponareo izay mampisosa ho anareo ny sambo eny amin’ny ranomasina, mba hitadiavanareo ny fahasoavany.Tena marina fa Izy dia tena be Indrafo aminareo.
67وَإِذَا مَسَّكُمُ الضُّرُّ فِي الْبَحْرِ ضَلَّ مَن تَدْعُونَ إِلَّا إِيَّاهُ ۖ فَلَمَّا نَجَّاكُمْ إِلَى الْبَرِّ أَعْرَضْتُمْ ۚ وَكَانَ الْإِنسَانُ كَفُورًا
Ary rehefa mahazo anareo ny loza, eny an-dranomasina, dia very (miala amin’ny sainareo) ireo izay nitalahoanareo, afa-tsy Izy (Allah). Ary rehefa navotany eny an-tanety ianareo dia mitsipaka Azy ianareo.Tena tsy mahay mankasitraka ny olombelona.
68أَفَأَمِنتُمْ أَن يَخْسِفَ بِكُمْ جَانِبَ الْبَرِّ أَوْ يُرْسِلَ عَلَيْكُمْ حَاصِبًا ثُمَّ لَا تَجِدُوا لَكُمْ وَكِيلًا
Mino ve ianareo fa ho voaaro, tsy handentika anareo ao anaty rindrin-tany Izy na tsy handefa rivo-mahery aminareo ? Ka tsy hahita mpiahy ho anareo ianareo !
69أَمْ أَمِنتُمْ أَن يُعِيدَكُمْ فِيهِ تَارَةً أُخْرَىٰ فَيُرْسِلَ عَلَيْكُمْ قَاصِفًا مِّنَ الرِّيحِ فَيُغْرِقَكُم بِمَا كَفَرْتُمْ ۙ ثُمَّ لَا تَجِدُوا لَكُمْ عَلَيْنَا بِهِ تَبِيعًا
Sa ianareo ve ho voaaro tsy haveriny indray mandeha amin’izany (amin’ny ranomasina), ka handefasany rivo-mahery, mpamotika, izay handetika anareo (ao anaty ranomasina) nohon'ny tsy finoanareo ? Ary tsy hahita n'iza n'iza mihitsy ianareo hiaro anareo, hanohitra Anay.
Al-IsraFizahan-takila Koraña
111Andininy
MeccanRevelation
67Andininy

Fandikana — Al-Isra 67

Surah Al-Isra Andininy 67 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary rehefa mahazo anareo ny loza, eny an-dranomasina, dia very…

Surah Andininy 67/111 — Surah Al-Isra الإسراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Isra Henoy, Surah Al-Isra Fandikana, Surah Al-Isra mp3, Surah Al-Isra pdf. Andininy 65–69. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers