Al-Isra · 78/111
Fandikana Fanononana — Al-Isra
أَقِمِ الصَّلَاةَ لِدُلُوكِ الشَّمْسِ إِلَىٰ غَسَقِ اللَّيْلِ وَقُرْآنَ الْفَجْرِ ۖ إِنَّ قُرْآنَ الْفَجْرِ كَانَ مَشْهُودًا ٧٨
Transliteration
Aqimis Salaata liduloo kish shamsi ilaa ghasaqil laili wa quraanal Fajri inna quraa nal Fajri kaana mashhoodaa
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Tanteraho ny Soalat (vavaka) amin’ny fitongilanan’ny masoandro mandra-pahatongan’ny haizin’ny alina, ary koa ny famakiana amin’ny vao mangiran-dratsy. Marina fa ny famakiana amin’ny vao mangiran-dratsy dia misy vavolombelona.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 76-80 — Al-Isra
76وَإِن كَادُوا لَيَسْتَفِزُّونَكَ مِنَ الْأَرْضِ لِيُخْرِجُوكَ مِنْهَا ۖ وَإِذًا لَّا يَلْبَثُونَ خِلَافَكَ إِلَّا قَلِيلًا
Ary saika hanelingelina anao hiala ny tanàna izy ireo, mba handroahan’izy ireo anao avy ao. Ary rehefa izany dia tsy hipetraka afa-tsy fotoana kely aorianao izy ireo.
77سُنَّةَ مَن قَدْ أَرْسَلْنَا قَبْلَكَ مِن رُّسُلِنَا ۖ وَلَا تَجِدُ لِسُنَّتِنَا تَحْوِيلًا
Toy izany no sori-dalana izay efa nampiharinay tamin’ireo Irakay teo alohanao. Ary tsy hahita fiovana velively amin’ny sori-dalanay ianao.
78أَقِمِ الصَّلَاةَ لِدُلُوكِ الشَّمْسِ إِلَىٰ غَسَقِ اللَّيْلِ وَقُرْآنَ الْفَجْرِ ۖ إِنَّ قُرْآنَ الْفَجْرِ كَانَ مَشْهُودًا
Tanteraho ny Soalat (vavaka) amin’ny fitongilanan’ny masoandro mandra-pahatongan’ny haizin’ny alina, ary koa ny famakiana amin’ny vao mangiran-dratsy. Marina fa ny famakiana amin’ny vao mangiran-dratsy dia misy vavolombelona.
79وَمِنَ اللَّيْلِ فَتَهَجَّدْ بِهِ نَافِلَةً لَّكَ عَسَىٰ أَن يَبْعَثَكَ رَبُّكَ مَقَامًا مَّحْمُودًا
Ary manokàna ny ampahan’ny alina, amin’ny fanatanterahana ny fanompoana fanampiny ho anao (Tahadjoud), mba hananganan’ny Tomponao anao amin’ny toerana mendri-piderana.
80وَقُل رَّبِّ أَدْخِلْنِي مُدْخَلَ صِدْقٍ وَأَخْرِجْنِي مُخْرَجَ صِدْقٍ وَاجْعَل لِّي مِن لَّدُنكَ سُلْطَانًا نَّصِيرًا
Ary mitenena hoe : “Tompoko ô ! Ampidiro amin’ny fidirana mifanaraka amin’ny fahamarinana aho, ary avoahy amin’ny fivoahana mifanaraka amin’ny fahamarinana ary omeo fahefana tena mahavonjy avy Aminao aho”.
Al-IsraFizahan-takila Koraña
111Andininy
MeccanRevelation
78Andininy
Fandikana — Al-Isra 78
Surah Al-Isra Andininy 78 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tanteraho ny Soalat (vavaka) amin’ny fitongilanan’ny masoandro mandra-pahatongan’ny haizin’ny alina,…Surah Andininy 78/111 — Al-Isra الإسراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Isra Henoy, Al-Isra Fandikana, Al-Isra mp3, Al-Isra pdf. Andininy 76–80. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








