Al-Isra · 77/111
Fandikana Fanononana — Surah Al-Isra
سُنَّةَ مَن قَدْ أَرْسَلْنَا قَبْلَكَ مِن رُّسُلِنَا ۖ وَلَا تَجِدُ لِسُنَّتِنَا تَحْوِيلًا ٧٧
Transliteration
Sunnata man qad arsalnaa qablakamir Rusulinaa wa laa tajidu lisunnatinaa tahhweelaa
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Toy izany no sori-dalana izay efa nampiharinay tamin’ireo Irakay teo alohanao. Ary tsy hahita fiovana velively amin’ny sori-dalanay ianao.
Additional reference in Kiswahili
M
Mishary Rashid Alafasy
✓
Mishary Rashid Alafasy
✓
M
Mahmoud Khalil Al-Husary
✓
Mahmoud Khalil Al-Husary
✓
A
Abdurrahman As-Sudais
✓
Abdurrahman As-Sudais
✓
M
Mohamed Siddiq Al-Minshawi
✓
Mohamed Siddiq Al-Minshawi
✓
A
Abdul Basit Abdul Samad
✓
Abdul Basit Abdul Samad
✓
A
Ali Al-Hudhaify
✓
Ali Al-Hudhaify
✓
A
Ahmed ibn Ali al-Ajamy
✓
Ahmed ibn Ali al-Ajamy
✓
A
Abu Bakr Ash-Shaatree
✓
Abu Bakr Ash-Shaatree
✓
M
Muhammad Ayyoub
✓
Muhammad Ayyoub
✓
A
Abdullah Basfar
✓
Abdullah Basfar
✓
A
Abdullah Al-Juhani
✓
Abdullah Al-Juhani
✓
M
Maher Al Muaiqly
✓
Maher Al Muaiqly
✓
0:00
0:00
📜 Andininy 75-79 — Surah Al-Isra
75إِذًا لَّأَذَقْنَاكَ ضِعْفَ الْحَيَاةِ وَضِعْفَ الْمَمَاتِ ثُمَّ لَا تَجِدُ لَكَ عَلَيْنَا نَصِيرًا
Noho izany, dia hampandramaninay anao ny roa avo henin’ny sazy eto an-tany sy ny roa avo henin’ny sazy amin’ny fahafatesana; avy eo dia tsy hahita mpanavotra hanohitra Anay ianao.
76وَإِن كَادُوا لَيَسْتَفِزُّونَكَ مِنَ الْأَرْضِ لِيُخْرِجُوكَ مِنْهَا ۖ وَإِذًا لَّا يَلْبَثُونَ خِلَافَكَ إِلَّا قَلِيلًا
Ary saika hanelingelina anao hiala ny tanàna izy ireo, mba handroahan’izy ireo anao avy ao. Ary rehefa izany dia tsy hipetraka afa-tsy fotoana kely aorianao izy ireo.
77سُنَّةَ مَن قَدْ أَرْسَلْنَا قَبْلَكَ مِن رُّسُلِنَا ۖ وَلَا تَجِدُ لِسُنَّتِنَا تَحْوِيلًا
Toy izany no sori-dalana izay efa nampiharinay tamin’ireo Irakay teo alohanao. Ary tsy hahita fiovana velively amin’ny sori-dalanay ianao.
78أَقِمِ الصَّلَاةَ لِدُلُوكِ الشَّمْسِ إِلَىٰ غَسَقِ اللَّيْلِ وَقُرْآنَ الْفَجْرِ ۖ إِنَّ قُرْآنَ الْفَجْرِ كَانَ مَشْهُودًا
Tanteraho ny Soalat (vavaka) amin’ny fitongilanan’ny masoandro mandra-pahatongan’ny haizin’ny alina, ary koa ny famakiana amin’ny vao mangiran-dratsy. Marina fa ny famakiana amin’ny vao mangiran-dratsy dia misy vavolombelona.
79وَمِنَ اللَّيْلِ فَتَهَجَّدْ بِهِ نَافِلَةً لَّكَ عَسَىٰ أَن يَبْعَثَكَ رَبُّكَ مَقَامًا مَّحْمُودًا
Ary manokàna ny ampahan’ny alina, amin’ny fanatanterahana ny fanompoana fanampiny ho anao (Tahadjoud), mba hananganan’ny Tomponao anao amin’ny toerana mendri-piderana.
Al-IsraFizahan-takila Koraña
111Andininy
MeccanRevelation
77Andininy
Fandikana — Al-Isra 77
Surah Al-Isra Andininy 77 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Toy izany no sori-dalana izay efa nampiharinay tamin’ireo Irakay teo…Surah Andininy 77/111 — Surah Al-Isra الإسراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Isra Henoy, Surah Al-Isra Fandikana, Surah Al-Isra mp3, Surah Al-Isra pdf. Andininy 75–79. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Monday, September 28, 2026
Don't forget us in your sincere prayers


