Al-Isra · 82/111
Fandikana Fanononana — Al-Isra
وَنُنَزِّلُ مِنَ الْقُرْآنِ مَا هُوَ شِفَاءٌ وَرَحْمَةٌ لِّلْمُؤْمِنِينَ ۙ وَلَا يَزِيدُ الظَّالِمِينَ إِلَّا خَسَارًا ۝٨٢
Wa nunazzilu minal quraani maa huwa shifaaa`unw wa rahmatul lilmu;mineena wa laa yazeeduz zaalimeena illaa khasaaraa
📖 Dikany Malagasy
Ary ampidininay miaraka amin’ny Kor’any, izay fanasitranana sy famindram-po ho an’ireo mpino.Ary tsy mampitombo afa-tsy fahaverezana amin’ireo mpanao ny tsy rariny izany.
🎧 Henoy

📜 Andininy 80-84 — Al-Isra

80وَقُل رَّبِّ أَدْخِلْنِي مُدْخَلَ صِدْقٍ وَأَخْرِجْنِي مُخْرَجَ صِدْقٍ وَاجْعَل لِّي مِن لَّدُنكَ سُلْطَانًا نَّصِيرًا
Ary mitenena hoe : “Tompoko ô ! Ampidiro amin’ny fidirana mifanaraka amin’ny fahamarinana aho, ary avoahy amin’ny fivoahana mifanaraka amin’ny fahamarinana ary omeo fahefana tena mahavonjy avy Aminao aho”.
81وَقُلْ جَاءَ الْحَقُّ وَزَهَقَ الْبَاطِلُ ۚ إِنَّ الْبَاطِلَ كَانَ زَهُوقًا
Ary mitenena hoe : “Tonga ny fahamarinana (Finoana Islamo) ary nanjavona ny hadisoana. Marina fa ny hadisoana dia natao hanjavona”.
82وَنُنَزِّلُ مِنَ الْقُرْآنِ مَا هُوَ شِفَاءٌ وَرَحْمَةٌ لِّلْمُؤْمِنِينَ ۙ وَلَا يَزِيدُ الظَّالِمِينَ إِلَّا خَسَارًا
Ary ampidininay miaraka amin’ny Kor’any, izay fanasitranana sy famindram-po ho an’ireo mpino.Ary tsy mampitombo afa-tsy fahaverezana amin’ireo mpanao ny tsy rariny izany.
83وَإِذَا أَنْعَمْنَا عَلَى الْإِنسَانِ أَعْرَضَ وَنَأَىٰ بِجَانِبِهِ ۖ وَإِذَا مَسَّهُ الشَّرُّ كَانَ يَئُوسًا
Ary raha fenoinay fahasoavana ny olombelona, dia mitodi-damosina sy mivily lalana izy, fa raha misy ratsy mianjady aminy kosa, dia ketraka tanteraka izy.
84قُلْ كُلٌّ يَعْمَلُ عَلَىٰ شَاكِلَتِهِ فَرَبُّكُمْ أَعْلَمُ بِمَنْ هُوَ أَهْدَىٰ سَبِيلًا
Mitenena hoe : “Ny tsirairay dia samy manao araka ny fombany, fa ny Tomponareo dia tena mahalala izay mizotra amin’ny lala-mahitsy indrindra”.
Al-IsraFizahan-takila Koraña
111Andininy
MeccanRevelation
82Andininy

Fandikana — Al-Isra 82

Surah Al-Isra Andininy 82 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary ampidininay miaraka amin’ny Kor’any, izay fanasitranana sy famindram-po ho…

Surah Andininy 82/111 — Al-Isra الإسراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Isra Henoy, Al-Isra Fandikana, Al-Isra mp3, Al-Isra pdf. Andininy 80–84. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers