Al-Kahf · 91/110
Fandikana Fanononana — Surah Al-Kahf
كَذَٰلِكَ وَقَدْ أَحَطْنَا بِمَا لَدَيْهِ خُبْرًا ۝٩١
Kazaalika wa qad ahatnaa bimaa ladaihi khubraa
📖 Dikany Malagasy
Tahaka izany no niseho ary nofehezinay tamin’ny fahalalana izay nananany.

🎧 Henoy


📜 Andininy 89-93 — Surah Al-Kahf

89ثُمَّ أَتْبَعَ سَبَبًا
Avy eo dia nanaraka làlana iray hafa Izy.
90حَتَّىٰ إِذَا بَلَغَ مَطْلِعَ الشَّمْسِ وَجَدَهَا تَطْلُعُ عَلَىٰ قَوْمٍ لَّمْ نَجْعَل لَّهُم مِّن دُونِهَا سِتْرًا
Ary nony tany amin’ny fiposahan’ny masoandro (antsinanana) Izy, dia tazany fa miposaka izany teo ambonin’ny vahoaka, izay tsy nasianay voaly (sarondoa) ho fiarovana azy ireo amin’ny masoandro.
91كَذَٰلِكَ وَقَدْ أَحَطْنَا بِمَا لَدَيْهِ خُبْرًا
Tahaka izany no niseho ary nofehezinay tamin’ny fahalalana izay nananany.
92ثُمَّ أَتْبَعَ سَبَبًا
Avy eo dia nanaraka làlana iray hafa Izy.
93حَتَّىٰ إِذَا بَلَغَ بَيْنَ السَّدَّيْنِ وَجَدَ مِن دُونِهِمَا قَوْمًا لَّا يَكَادُونَ يَفْقَهُونَ قَوْلًا
Ary nony tany amin’ny toerana iray, izay eo anelanelan’ny sakana roa (tendrombohitra roa) Izy, dia nahita vahoaka tao ambadik’izany, izay saika tsy mahazo fiteny hafa.
Al-KahfFizahan-takila Koraña
110Andininy
MeccanRevelation
91Andininy

Fandikana — Al-Kahf 91

Surah Al-Kahf Andininy 91 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tahaka izany no niseho ary nofehezinay tamin’ny fahalalana izay nananany.

Surah Andininy 91/110 — Surah Al-Kahf الكهف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Kahf Henoy, Surah Al-Kahf Fandikana, Surah Al-Kahf mp3, Surah Al-Kahf pdf. Andininy 89–93. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers