Al-Baqarah · 55/286
Fandikana Fanononana — Al-Baqarah
وَإِذْ قُلْتُمْ يَا مُوسَىٰ لَن نُّؤْمِنَ لَكَ حَتَّىٰ نَرَى اللَّهَ جَهْرَةً فَأَخَذَتْكُمُ الصَّاعِقَةُ وَأَنتُمْ تَنظُرُونَ ۝٥٥
Wa iz qultum yaa Moosaa lan nu`mina laka hattaa naral laaha jahratan fa akhazat kumus saa`iqatu wa antum tanzuroon
📖 Dikany Malagasy
Ary tsarovinareo raha niteny ianareo hoe : " Ry Moussa ! Tsy hino anao velively izahay raha tsy efa mahita an’i Allah mibaribary ". Ka naripak'ilay varatra ianareo, ary nijery fotsiny teo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 53-57 — Al-Baqarah

53وَإِذْ آتَيْنَا مُوسَى الْكِتَابَ وَالْفُرْقَانَ لَعَلَّكُمْ تَهْتَدُونَ
Ary tsarovinareo, raha nampita ilay boky tamin’i Moussa Izahay, sy ilay takelam-panavahana, dia ny mba hizoranareo amin’ny làla-marina.
54وَإِذْ قَالَ مُوسَىٰ لِقَوْمِهِ يَا قَوْمِ إِنَّكُمْ ظَلَمْتُمْ أَنفُسَكُم بِاتِّخَاذِكُمُ الْعِجْلَ فَتُوبُوا إِلَىٰ بَارِئِكُمْ فَاقْتُلُوا أَنفُسَكُمْ ذَٰلِكُمْ خَيْرٌ لَّكُمْ عِندَ بَارِئِكُمْ فَتَابَ عَلَيْكُمْ ۚ إِنَّهُ هُوَ التَّوَّابُ الرَّحِيمُ
Ary tsarovinareo, raha nananatra ny vahoakany i Moussa : “Ry vahoakako! Tena nanao ny tsy rariny teo amin’ny tenanareo tokoa ianareo raha namorona sariomby natao sampy hotompoina. Ka ndeha miverena amin’Ilay Mpahary anareo; ary ataovy sorona ny ainareo, izany no tsara aminareo eo anatrehan’Ilay Mpahary anareo”; ka hahatonga Azy hamela heloka anareo. Hamafisina, fa Izy tokoa no Ilay Mpamela heloka, sy Mpamindra-fo.
55وَإِذْ قُلْتُمْ يَا مُوسَىٰ لَن نُّؤْمِنَ لَكَ حَتَّىٰ نَرَى اللَّهَ جَهْرَةً فَأَخَذَتْكُمُ الصَّاعِقَةُ وَأَنتُمْ تَنظُرُونَ
Ary tsarovinareo raha niteny ianareo hoe : " Ry Moussa ! Tsy hino anao velively izahay raha tsy efa mahita an’i Allah mibaribary ". Ka naripak'ilay varatra ianareo, ary nijery fotsiny teo.
56ثُمَّ بَعَثْنَاكُم مِّن بَعْدِ مَوْتِكُمْ لَعَلَّكُمْ تَشْكُرُونَ
Dia novelominay ianareo taorian’ny fahafatesanareo, mba hahatonga anareo hankasitraka.
57وَظَلَّلْنَا عَلَيْكُمُ الْغَمَامَ وَأَنزَلْنَا عَلَيْكُمُ الْمَنَّ وَالسَّلْوَىٰ ۖ كُلُوا مِن طَيِّبَاتِ مَا رَزَقْنَاكُمْ ۖ وَمَا ظَلَمُونَا وَلَٰكِن كَانُوا أَنفُسَهُمْ يَظْلِمُونَ
Ary nalofanay tamin'ny rahona ianareo, narotsakay teo aminareo ny mana sy ny saloa (karazam-borona mitovy amin'ny papelika); (ary hoy Izahay taminareo hoe) : " Mihinàna ianareo amin'ireo tsara izay nomenay anareo ". ka tsy Izahay no voan'ny tsy rariny nataon'izy ireo fa ny tenan'izy ireo ihany no nanaovan'izy ireo ny tsy rariny.
Al-BaqarahFizahan-takila Koraña
286Andininy
MedinanRevelation
55Andininy

Fandikana — Al-Baqarah 55

Surah Al-Baqarah Andininy 55 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary tsarovinareo raha niteny ianareo hoe : " Ry Moussa…

Surah Andininy 55/286 — Al-Baqarah البقرة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Baqarah Henoy, Al-Baqarah Fandikana, Al-Baqarah mp3, Al-Baqarah pdf. Andininy 53–57. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers