Taha · 102/135
Fandikana Fanononana — Taha
يَوْمَ يُنفَخُ فِي الصُّورِ ۚ وَنَحْشُرُ الْمُجْرِمِينَ يَوْمَئِذٍ زُرْقًا ١٠٢
Transliteration
Yawma yunfakhu fissoori wa nahshurul mujrimeena Yawma `izin zurqaa
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Amin’ny Andro izay hitsofana ny trompetra (anjomara), dia hangoninay amin’izany Andro izany ireo mpanao heloka bevava, ary ho mangana ny endriny (noho ny tahotra).
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 100-104 — Taha
100مَّنْ أَعْرَضَ عَنْهُ فَإِنَّهُ يَحْمِلُ يَوْمَ الْقِيَامَةِ وِزْرًا
N'iza n'iza manohitra Azy (Kor’any) dia hitondra enta-mavesatra (fahotana) izy amin’ny Andro Fitsanganana.
101خَالِدِينَ فِيهِ ۖ وَسَاءَ لَهُمْ يَوْمَ الْقِيَامَةِ حِمْلًا
Hitoetra ao mandrakizay izy ireo, ary tena enta-mavesatra ho azy ireo izany amin’ny Andro Fitsanganana (ny maty).
102يَوْمَ يُنفَخُ فِي الصُّورِ ۚ وَنَحْشُرُ الْمُجْرِمِينَ يَوْمَئِذٍ زُرْقًا
Amin’ny Andro izay hitsofana ny trompetra (anjomara), dia hangoninay amin’izany Andro izany ireo mpanao heloka bevava, ary ho mangana ny endriny (noho ny tahotra).
103يَتَخَافَتُونَ بَيْنَهُمْ إِن لَّبِثْتُمْ إِلَّا عَشْرًا
Hifampibitsika izy ireo ka hanao hoe : “ Tsy nijanona tao Ianareo raha tsy folo (andro ihany) ! ”
104نَّحْنُ أَعْلَمُ بِمَا يَقُولُونَ إِذْ يَقُولُ أَمْثَلُهُمْ طَرِيقَةً إِن لَّبِثْتُمْ إِلَّا يَوْمًا
Tena mahalala tsara izay holazain’izy ireo Izahay, raha ny iray tamin’izy ireo, izay tsara fitondran-tena hiteny hanao hoe : “ Tsy nijanona afa-tsy iray Andro ihany Ianareo ”.
TahaFizahan-takila Koraña
135Andininy
MeccanRevelation
102Andininy
Fandikana — Taha 102
Surah Taha Andininy 102 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Amin’ny Andro izay hitsofana ny trompetra (anjomara), dia hangoninay amin’izany…Surah Andininy 102/135 — Taha طه (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Taha Henoy, Taha Fandikana, Taha mp3, Taha pdf. Andininy 100–104. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








